Al-An'am · 80/165
Fandikana Fanononana — Surah Al-An'am
وَحَاجَّهُ قَوْمُهُ ۚ قَالَ أَتُحَاجُّونِّي فِي اللَّهِ وَقَدْ هَدَانِ ۚ وَلَا أَخَافُ مَا تُشْرِكُونَ بِهِ إِلَّا أَن يَشَاءَ رَبِّي شَيْئًا ۗ وَسِعَ رَبِّي كُلَّ شَيْءٍ عِلْمًا ۗ أَفَلَا تَتَذَكَّرُونَ ۝٨٠
Wa haaajjahoo qawmuh; qaala a-tuh aaajjooonnnee fillaahi wa qad hadaan; wa laaa akhaafu mmaa tushrikoona bihee illaaa ai yashaaa`a Rabbee shai`anw wasi`a Rabbee kulla shai`in `ilman afalaa tatazakkaroon
📖 Dikany Malagasy
Ary niady hevitra taminy ny vahoakany ; niteny izy nanao hoe : “Moa hiady hevitra amiko ve ianareo mahakasik’I Allah, nefa efa nitari-dalana ahy Izy ? Ary tsy matahotra ireo akambanareo Aminy aho, afa-tsy izay sitraky ny Tompoko. Manerana ny zava-drehetra ny Fahalalan’ny Tompoko. Ka tsy mba mahatsiaro tena ve ianareo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 78-82 — Surah Al-An'am

78فَلَمَّا رَأَى الشَّمْسَ بَازِغَةً قَالَ هَٰذَا رَبِّي هَٰذَا أَكْبَرُ ۖ فَلَمَّا أَفَلَتْ قَالَ يَا قَوْمِ إِنِّي بَرِيءٌ مِّمَّا تُشْرِكُونَ
Rehefa nahita ny masoandro niposaka Izy dia niteny nanao hoe : “Ity no Tompoko ! Ity no lehibe indrindra !”. Rehefa nilentika izany dia niteny Izy nanao hoe : “Oh ry vahoakako ! Izaho dia tena mitsipaka izay rehetra akambanareo.
79إِنِّي وَجَّهْتُ وَجْهِيَ لِلَّذِي فَطَرَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ حَنِيفًا ۖ وَمَا أَنَا مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Tena marina fa atodiko ny tavako ho amin’ilay Nahary ireo lanitra sy ny tany amin’ny finoana madio, fa izaho dia tsy mba ho anisan’ireo mpanompo sampy.
80وَحَاجَّهُ قَوْمُهُ ۚ قَالَ أَتُحَاجُّونِّي فِي اللَّهِ وَقَدْ هَدَانِ ۚ وَلَا أَخَافُ مَا تُشْرِكُونَ بِهِ إِلَّا أَن يَشَاءَ رَبِّي شَيْئًا ۗ وَسِعَ رَبِّي كُلَّ شَيْءٍ عِلْمًا ۗ أَفَلَا تَتَذَكَّرُونَ
Ary niady hevitra taminy ny vahoakany ; niteny izy nanao hoe : “Moa hiady hevitra amiko ve ianareo mahakasik’I Allah, nefa efa nitari-dalana ahy Izy ? Ary tsy matahotra ireo akambanareo Aminy aho, afa-tsy izay sitraky ny Tompoko. Manerana ny zava-drehetra ny Fahalalan’ny Tompoko. Ka tsy mba mahatsiaro tena ve ianareo ?
81وَكَيْفَ أَخَافُ مَا أَشْرَكْتُمْ وَلَا تَخَافُونَ أَنَّكُمْ أَشْرَكْتُم بِاللَّهِ مَا لَمْ يُنَزِّلْ بِهِ عَلَيْكُمْ سُلْطَانًا ۚ فَأَيُّ الْفَرِيقَيْنِ أَحَقُّ بِالْأَمْنِ ۖ إِن كُنتُمْ تَعْلَمُونَ
Ary ahoana moa aho no hatahotra ireo izay akambanareo nefa ianareo aza tsy mba matahotra manakambana Allah amin’ny hafa izay tsy nampidinany porofo na dia kely aza taminareo? Fa iza amin’ny andiany roa ireo no mendrika hanana fitoniana raha mahalala ianareo?
82الَّذِينَ آمَنُوا وَلَمْ يَلْبِسُوا إِيمَانَهُم بِظُلْمٍ أُولَٰئِكَ لَهُمُ الْأَمْنُ وَهُم مُّهْتَدُونَ
Ireo izay nino ka tsy nampifangaro ny finoan’izy ireo tamin’ny tsy rariny (shirk, fanompoan-tsampy), izy ireny no hanana fitoniana ary izy ireo no voatari-dàlana.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
80Andininy

Fandikana — Al-An'am 80

Surah Al-An'am Andininy 80 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary niady hevitra taminy ny vahoakany ; niteny izy nanao…

Surah Andininy 80/165 — Surah Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-An'am Henoy, Surah Al-An'am Fandikana, Surah Al-An'am mp3, Surah Al-An'am pdf. Andininy 78–82. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers