Al-Jumu'ah · 6/11
Fandikana Fanononana — Al-Jumu'ah
قُلْ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ هَادُوا إِن زَعَمْتُمْ أَنَّكُمْ أَوْلِيَاءُ لِلَّهِ مِن دُونِ النَّاسِ فَتَمَنَّوُا الْمَوْتَ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ ۝٦
Qul yaaa ayyuhal lazeena haadoo in za`amtum annakum awliyaaa`u lilaahi min doonin naasi fatamannawul mawta in kuntum saadiqeen
📖 Dikany Malagasy
Dia lazao hoe : Ianareo izay nanaraka ny Jodaisma ! Raha mihambo ho tian’Allah ankoatran'ny hafa ianareo dia aoka àry ianareo haniry ny fahafatesana, raha mpilaza ny marina tokoa.
🎧 Henoy

📜 Andininy 4-8 — Al-Jumu'ah

4ذَٰلِكَ فَضْلُ اللَّهِ يُؤْتِيهِ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ
Izany no fahasoavan’Allah, omeny izay tiany omena azy. Fa Tompon’ny fahasoavana lehibe Allah.
5مَثَلُ الَّذِينَ حُمِّلُوا التَّوْرَاةَ ثُمَّ لَمْ يَحْمِلُوهَا كَمَثَلِ الْحِمَارِ يَحْمِلُ أَسْفَارًا ۚ بِئْسَ مَثَلُ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِ اللَّهِ ۚ وَاللَّهُ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
Mitovy amin’ny apondra mitondra boky ireo izay nitondra ny Taoraty, ka tsy nampihatra izany. Tena fanoharana ratsy tokoa no omena izay miampanga ireo andininy avy amin’Allah ho lainga, ary tsy mitari-dalana ny olona mpanao ny tsy rariny Allah.
6قُلْ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ هَادُوا إِن زَعَمْتُمْ أَنَّكُمْ أَوْلِيَاءُ لِلَّهِ مِن دُونِ النَّاسِ فَتَمَنَّوُا الْمَوْتَ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Dia lazao hoe : Ianareo izay nanaraka ny Jodaisma ! Raha mihambo ho tian’Allah ankoatran'ny hafa ianareo dia aoka àry ianareo haniry ny fahafatesana, raha mpilaza ny marina tokoa.
7وَلَا يَتَمَنَّوْنَهُ أَبَدًا بِمَا قَدَّمَتْ أَيْدِيهِمْ ۚ وَاللَّهُ عَلِيمٌ بِالظَّالِمِينَ
Ary nefa dia tsy haniry izany mihitsy izy ireo, noho izay efa nataon’ny tanan’izy ireo ihany. Fantatr’Allah tsara anefa ireo mpanao ny tsy rariny.
8قُلْ إِنَّ الْمَوْتَ الَّذِي تَفِرُّونَ مِنْهُ فَإِنَّهُ مُلَاقِيكُمْ ۖ ثُمَّ تُرَدُّونَ إِلَىٰ عَالِمِ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Lazao hoe : Hifanena aminareo tokoa ny fahafatesana, izay andosiranareo. Ary averina any amin’Ilay mahalala ny zava-miafina sy ny niharihary ianareo, ka hampahafantariny izay nataonareo.
Al-Jumu'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MedinanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Jumu'ah 6

Surah Al-Jumu'ah Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia lazao hoe : Ianareo izay nanaraka ny Jodaisma !…

Surah Andininy 6/11 — Al-Jumu'ah الجمعة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Jumu'ah Henoy, Al-Jumu'ah Fandikana, Al-Jumu'ah mp3, Al-Jumu'ah pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers