Al-Jumu'ah · 5/11
Fandikana Fanononana — Al-Jumu'ah
مَثَلُ الَّذِينَ حُمِّلُوا التَّوْرَاةَ ثُمَّ لَمْ يَحْمِلُوهَا كَمَثَلِ الْحِمَارِ يَحْمِلُ أَسْفَارًا ۚ بِئْسَ مَثَلُ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِ اللَّهِ ۚ وَاللَّهُ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ ۝٥
Masalul lazeena hum milut tawraata summa lam yahmiloonhaa kamasalil himaari yah milu asfaaraa; bi`sa masalul qawmil lazeena kaazzaboo bi aayaatil laah; wallaahu laa yahdil qawmazzaalimeen
📖 Dikany Malagasy
Mitovy amin’ny apondra mitondra boky ireo izay nitondra ny Taoraty, ka tsy nampihatra izany. Tena fanoharana ratsy tokoa no omena izay miampanga ireo andininy avy amin’Allah ho lainga, ary tsy mitari-dalana ny olona mpanao ny tsy rariny Allah.
🎧 Henoy

📜 Andininy 3-7 — Al-Jumu'ah

3وَآخَرِينَ مِنْهُمْ لَمَّا يَلْحَقُوا بِهِمْ ۚ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Ary toy izany koa, tamin’ny hafa, izay tsy mbola nanaraka azy ireo. Fa Izy no Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
4ذَٰلِكَ فَضْلُ اللَّهِ يُؤْتِيهِ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ
Izany no fahasoavan’Allah, omeny izay tiany omena azy. Fa Tompon’ny fahasoavana lehibe Allah.
5مَثَلُ الَّذِينَ حُمِّلُوا التَّوْرَاةَ ثُمَّ لَمْ يَحْمِلُوهَا كَمَثَلِ الْحِمَارِ يَحْمِلُ أَسْفَارًا ۚ بِئْسَ مَثَلُ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِ اللَّهِ ۚ وَاللَّهُ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
Mitovy amin’ny apondra mitondra boky ireo izay nitondra ny Taoraty, ka tsy nampihatra izany. Tena fanoharana ratsy tokoa no omena izay miampanga ireo andininy avy amin’Allah ho lainga, ary tsy mitari-dalana ny olona mpanao ny tsy rariny Allah.
6قُلْ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ هَادُوا إِن زَعَمْتُمْ أَنَّكُمْ أَوْلِيَاءُ لِلَّهِ مِن دُونِ النَّاسِ فَتَمَنَّوُا الْمَوْتَ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Dia lazao hoe : Ianareo izay nanaraka ny Jodaisma ! Raha mihambo ho tian’Allah ankoatran'ny hafa ianareo dia aoka àry ianareo haniry ny fahafatesana, raha mpilaza ny marina tokoa.
7وَلَا يَتَمَنَّوْنَهُ أَبَدًا بِمَا قَدَّمَتْ أَيْدِيهِمْ ۚ وَاللَّهُ عَلِيمٌ بِالظَّالِمِينَ
Ary nefa dia tsy haniry izany mihitsy izy ireo, noho izay efa nataon’ny tanan’izy ireo ihany. Fantatr’Allah tsara anefa ireo mpanao ny tsy rariny.
Al-Jumu'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MedinanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Jumu'ah 5

Surah Al-Jumu'ah Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mitovy amin’ny apondra mitondra boky ireo izay nitondra ny Taoraty,…

Surah Andininy 5/11 — Al-Jumu'ah الجمعة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Jumu'ah Henoy, Al-Jumu'ah Fandikana, Al-Jumu'ah mp3, Al-Jumu'ah pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers