Al-Qalam · 9/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qalam
وَدُّوا لَوْ تُدْهِنُ فَيُدْهِنُونَ ۝٩
Waddoo law tudhinu fa-yudhinoon
📖 Dikany Malagasy
Fa tian'izy ireo raha mandefitra amin'izy ireo ianao mba handeferan'izy ireo aminao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah Al-Qalam

7إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ بِمَن ضَلَّ عَن سَبِيلِهِ وَهُوَ أَعْلَمُ بِالْمُهْتَدِينَ
Ny Tomponao no tena mahafantatra izay very lalana ary fantany ireo mankany amin'ny lalana mahitsy.
8فَلَا تُطِعِ الْمُكَذِّبِينَ
Koa aoka ianao tsy hankato ireo mpilaza lainga.
9وَدُّوا لَوْ تُدْهِنُ فَيُدْهِنُونَ
Fa tian'izy ireo raha mandefitra amin'izy ireo ianao mba handeferan'izy ireo aminao.
10وَلَا تُطِعْ كُلَّ حَلَّافٍ مَّهِينٍ
Koa aza mankato ireo fatra mpanozona, mendrika ho tevahina.
11هَمَّازٍ مَّشَّاءٍ بِنَمِيمٍ
Mpanala baraka, mpanendrikendrika.
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — Al-Qalam 9

Surah Al-Qalam Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa tian'izy ireo raha mandefitra amin'izy ireo ianao mba handeferan'izy…

Surah Andininy 9/52 — Surah Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qalam Henoy, Surah Al-Qalam Fandikana, Surah Al-Qalam mp3, Surah Al-Qalam pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers