Al-Qalam · 10/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qalam
وَلَا تُطِعْ كُلَّ حَلَّافٍ مَّهِينٍ ۝١٠
Wa laa tuti` kulla hallaa fim maheen
📖 Dikany Malagasy
Koa aza mankato ireo fatra mpanozona, mendrika ho tevahina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah Al-Qalam

8فَلَا تُطِعِ الْمُكَذِّبِينَ
Koa aoka ianao tsy hankato ireo mpilaza lainga.
9وَدُّوا لَوْ تُدْهِنُ فَيُدْهِنُونَ
Fa tian'izy ireo raha mandefitra amin'izy ireo ianao mba handeferan'izy ireo aminao.
10وَلَا تُطِعْ كُلَّ حَلَّافٍ مَّهِينٍ
Koa aza mankato ireo fatra mpanozona, mendrika ho tevahina.
11هَمَّازٍ مَّشَّاءٍ بِنَمِيمٍ
Mpanala baraka, mpanendrikendrika.
12مَّنَّاعٍ لِّلْخَيْرِ مُعْتَدٍ أَثِيمٍ
Mpanakana ny tsara , mpandika lalàna , mpanota.
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Al-Qalam 10

Surah Al-Qalam Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa aza mankato ireo fatra mpanozona, mendrika ho tevahina.

Surah Andininy 10/52 — Surah Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qalam Henoy, Surah Al-Qalam Fandikana, Surah Al-Qalam mp3, Surah Al-Qalam pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers