Al-A'raf · 99/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
أَفَأَمِنُوا مَكْرَ اللَّهِ ۚ فَلَا يَأْمَنُ مَكْرَ اللَّهِ إِلَّا الْقَوْمُ الْخَاسِرُونَ ٩٩
Transliteration
Afa aminoo makral laah; falaa yaamanu makral laahi illal qawmul khaasiroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Moa ve mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah izy ireo ? Tsy misy mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah afa-tsy ireo vahoaka maty antoka ihany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 97-101 — Al-A'raf
97أَفَأَمِنَ أَهْلُ الْقُرَىٰ أَن يَأْتِيَهُم بَأْسُنَا بَيَاتًا وَهُمْ نَائِمُونَ
Moa ve azon'ireo mponin’ny tanàna antoka fa tsy ho tonga any amin’izy ireo ny famaizanay amin’ny alina, raha ao anaty torimaso izy ireo?
98أَوَأَمِنَ أَهْلُ الْقُرَىٰ أَن يَأْتِيَهُم بَأْسُنَا ضُحًى وَهُمْ يَلْعَبُونَ
Moa ve azon'ireo mponin’ny tanàna antoka fa tsy ho tonga any amin’izy ireo ny famaizanay amin’ny atoandro, raha mbola milalao izy ireo?
99أَفَأَمِنُوا مَكْرَ اللَّهِ ۚ فَلَا يَأْمَنُ مَكْرَ اللَّهِ إِلَّا الْقَوْمُ الْخَاسِرُونَ
Moa ve mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah izy ireo ? Tsy misy mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah afa-tsy ireo vahoaka maty antoka ihany.
100أَوَلَمْ يَهْدِ لِلَّذِينَ يَرِثُونَ الْأَرْضَ مِن بَعْدِ أَهْلِهَا أَن لَّوْ نَشَاءُ أَصَبْنَاهُم بِذُنُوبِهِمْ ۚ وَنَطْبَعُ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ فَهُمْ لَا يَسْمَعُونَ
Moa ve tsy natoro tamin’ireo izay nandova ny tany taorian’ny mponina tao aminy, fa raha sitrakay dia novelezinay izy ireo nohon'ny fahotany, ary nohidinay mafy ny fon’izy ireo ka tsy haheno mihitsy izy ireo.
101تِلْكَ الْقُرَىٰ نَقُصُّ عَلَيْكَ مِنْ أَنبَائِهَا ۚ وَلَقَدْ جَاءَتْهُمْ رُسُلُهُم بِالْبَيِّنَاتِ فَمَا كَانُوا لِيُؤْمِنُوا بِمَا كَذَّبُوا مِن قَبْلُ ۚ كَذَٰلِكَ يَطْبَعُ اللَّهُ عَلَىٰ قُلُوبِ الْكَافِرِينَ
Indro ilay tanàna izay notantaranay taminao ny vaovao sasantsasany momba azy ireo. Ary efa tonga taminy ireo Iraka nitondra ireo porofo mazava. Saingy tsy vonona ny hino izay efa nolazainy fa mpandainga teo aloha izy ireo. toy izay nanaovanay fon'ireo tsy nino.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
99Andininy
Fandikana — Al-A'raf 99
Surah Al-A'raf Andininy 99 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah izy…Surah Andininy 99/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 97–101. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








