Noahy · 15/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
أَلَمْ تَرَوْا كَيْفَ خَلَقَ اللَّهُ سَبْعَ سَمَاوَاتٍ طِبَاقًا ۝١٥
Alam taraw kaifa khalaqal laahu sab`a samaawaatin tibaaqaa
📖 Dikany Malagasy
Tsy hitanareo va ny naharian'I Allah ny lanitra fito mifanaingina ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 13-17 — Surah Noahy

13مَّا لَكُمْ لَا تَرْجُونَ لِلَّهِ وَقَارًا
Koa inona no tsy hanajanareo an'i tompo Allah araky ny tokony ho izy ?
14وَقَدْ خَلَقَكُمْ أَطْوَارًا
Ary anefa dia namboariny tamin'ny dingana isan'ambaratongany ianareo.
15أَلَمْ تَرَوْا كَيْفَ خَلَقَ اللَّهُ سَبْعَ سَمَاوَاتٍ طِبَاقًا
Tsy hitanareo va ny naharian'I Allah ny lanitra fito mifanaingina ?
16وَجَعَلَ الْقَمَرَ فِيهِنَّ نُورًا وَجَعَلَ الشَّمْسَ سِرَاجًا
Sy ny nanaovany ny volana ho hazavana, ary ny masoandro ho fanilo ?
17وَاللَّهُ أَنبَتَكُم مِّنَ الْأَرْضِ نَبَاتًا
Ary Allah no nampitombo anareo avy amin'ny tany tahaka ireo zava-maniry.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Noahy 15

Surah Noahy Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy hitanareo va ny naharian'I Allah ny lanitra fito mifanaingina…

Surah Andininy 15/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers