Noahy · 16/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
وَجَعَلَ الْقَمَرَ فِيهِنَّ نُورًا وَجَعَلَ الشَّمْسَ سِرَاجًا ۝١٦
Wa ja`alal qamara feehinna nooranw wa ja`alash shamsa siraajaa
📖 Dikany Malagasy
Sy ny nanaovany ny volana ho hazavana, ary ny masoandro ho fanilo ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 14-18 — Surah Noahy

14وَقَدْ خَلَقَكُمْ أَطْوَارًا
Ary anefa dia namboariny tamin'ny dingana isan'ambaratongany ianareo.
15أَلَمْ تَرَوْا كَيْفَ خَلَقَ اللَّهُ سَبْعَ سَمَاوَاتٍ طِبَاقًا
Tsy hitanareo va ny naharian'I Allah ny lanitra fito mifanaingina ?
16وَجَعَلَ الْقَمَرَ فِيهِنَّ نُورًا وَجَعَلَ الشَّمْسَ سِرَاجًا
Sy ny nanaovany ny volana ho hazavana, ary ny masoandro ho fanilo ?
17وَاللَّهُ أَنبَتَكُم مِّنَ الْأَرْضِ نَبَاتًا
Ary Allah no nampitombo anareo avy amin'ny tany tahaka ireo zava-maniry.
18ثُمَّ يُعِيدُكُمْ فِيهَا وَيُخْرِجُكُمْ إِخْرَاجًا
Avy eo dia averina ao ianareo ary havoakany avy ao indray.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Noahy 16

Surah Noahy Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy ny nanaovany ny volana ho hazavana, ary ny masoandro…

Surah Andininy 16/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers