Noahy · 14/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
وَقَدْ خَلَقَكُمْ أَطْوَارًا ۝١٤
Wa qad khalaqakum at waaraa
📖 Dikany Malagasy
Ary anefa dia namboariny tamin'ny dingana isan'ambaratongany ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah Noahy

12وَيُمْدِدْكُم بِأَمْوَالٍ وَبَنِينَ وَيَجْعَل لَّكُمْ جَنَّاتٍ وَيَجْعَل لَّكُمْ أَنْهَارًا
Sy hampitomboiny ny harena sy ireo taranaka ho anareo, ary hanomezany anareo zaridaina sy renirano.
13مَّا لَكُمْ لَا تَرْجُونَ لِلَّهِ وَقَارًا
Koa inona no tsy hanajanareo an'i tompo Allah araky ny tokony ho izy ?
14وَقَدْ خَلَقَكُمْ أَطْوَارًا
Ary anefa dia namboariny tamin'ny dingana isan'ambaratongany ianareo.
15أَلَمْ تَرَوْا كَيْفَ خَلَقَ اللَّهُ سَبْعَ سَمَاوَاتٍ طِبَاقًا
Tsy hitanareo va ny naharian'I Allah ny lanitra fito mifanaingina ?
16وَجَعَلَ الْقَمَرَ فِيهِنَّ نُورًا وَجَعَلَ الشَّمْسَ سِرَاجًا
Sy ny nanaovany ny volana ho hazavana, ary ny masoandro ho fanilo ?
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Noahy 14

Surah Noahy Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary anefa dia namboariny tamin'ny dingana isan'ambaratongany ianareo.

Surah Andininy 14/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers