Al-Muddaththir · 30/56
Fandikana Fanononana — Al-Muddaththir
عَلَيْهَا تِسْعَةَ عَشَرَ ٣٠
Transliteration
Alaihaa tis`ata `ashar
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Sivy ambin'ny folo izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 28-32 — Al-Muddaththir
28لَا تُبْقِي وَلَا تَذَرُ
Tsy mamela na inona na inona izy ary tsy mitsitsy .
29لَوَّاحَةٌ لِّلْبَشَرِ
Fa hanamainty ny hoditra.
30عَلَيْهَا تِسْعَةَ عَشَرَ
Sivy ambin'ny folo izy ireo.
31وَمَا جَعَلْنَا أَصْحَابَ النَّارِ إِلَّا مَلَائِكَةً ۙ وَمَا جَعَلْنَا عِدَّتَهُمْ إِلَّا فِتْنَةً لِّلَّذِينَ كَفَرُوا لِيَسْتَيْقِنَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ وَيَزْدَادَ الَّذِينَ آمَنُوا إِيمَانًا ۙ وَلَا يَرْتَابَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ وَالْمُؤْمِنُونَ ۙ وَلِيَقُولَ الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ وَالْكَافِرُونَ مَاذَا أَرَادَ اللَّهُ بِهَٰذَا مَثَلًا ۚ كَذَٰلِكَ يُضِلُّ اللَّهُ مَن يَشَاءُ وَيَهْدِي مَن يَشَاءُ ۚ وَمَا يَعْلَمُ جُنُودَ رَبِّكَ إِلَّا هُوَ ۚ وَمَا هِيَ إِلَّا ذِكْرَىٰ لِلْبَشَرِ
Ary Anjely ihany no nataonay mpiambina ny afo. Hisedranay ireo tsy mpino no antony namerenanay ny isany, sady hampiaiky ireo nomena ny boky, sy hampitombo ny finoan'ireo efa nino, ary tsy hampisalasala ireo izay nomena ny boky sy ireo mpino ; ka hitenenan'ireo misy aretina ao am-pony, sy ireo tsy mpino hoe : "Inona ary no tian'I Allah ho lazaina amin'izany fanoharana izany ?" Toy izany no amerezan'I Allah lalana izay tiany ho very, sy itariany lalana izay tiany ho tarihina. Tsy misy mahafantatra ny tafiky ny Tomponao afa-tsy Izy irery. Fa fampahatsiarovana ho an'ny olombelona ihany izany.
32كَلَّا وَالْقَمَرِ
Tsia !Ary mianiana amin'ny volana Aho !
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
30Andininy
Fandikana — Al-Muddaththir 30
Surah Al-Muddaththir Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sivy ambin'ny folo izy ireo.Surah Andininy 30/56 — Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Muddaththir Henoy, Al-Muddaththir Fandikana, Al-Muddaththir mp3, Al-Muddaththir pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








