Al-Insan · 15/31
Fandikana Fanononana — Surah Al-Insan
وَيُطَافُ عَلَيْهِم بِآنِيَةٍ مِّن فِضَّةٍ وَأَكْوَابٍ كَانَتْ قَوَارِيرَا ۝١٥
Wa yutaafu `alaihim bi aaniyatim min fiddatinw wa akwaabin kaanat qawaareeraa
📖 Dikany Malagasy
Ary ampadalovina eo amin'izy ireo ny siny volafotsy sy ireo kapoaka mangirana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-Insan

13مُّتَّكِئِينَ فِيهَا عَلَى الْأَرَائِكِ ۖ لَا يَرَوْنَ فِيهَا شَمْسًا وَلَا زَمْهَرِيرًا
Hitehin-kiho eo amin'ny seza lava izy ireo, tsy hahita (ny hamain'ny) masoandro, na hatsiaka mamirifiry.
14وَدَانِيَةً عَلَيْهِمْ ظِلَالُهَا وَذُلِّلَتْ قُطُوفُهَا تَذْلِيلًا
Ary hanarona azy ireo ny haloky ny hazon'ny paradisa, ary hiondrika ambany ireo voankazony.
15وَيُطَافُ عَلَيْهِم بِآنِيَةٍ مِّن فِضَّةٍ وَأَكْوَابٍ كَانَتْ قَوَارِيرَا
Ary ampadalovina eo amin'izy ireo ny siny volafotsy sy ireo kapoaka mangirana.
16قَوَارِيرَ مِن فِضَّةٍ قَدَّرُوهَا تَقْدِيرًا
Amin'ny volafotsy mangirana, izay voafatra tsara ny fisotro ao anatiny.
17وَيُسْقَوْنَ فِيهَا كَأْسًا كَانَ مِزَاجُهَا زَنجَبِيلًا
Ary hampisotroina rano amin'ny kaopy izay misy sakamalao izy ireo ao.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Insan 15

Surah Al-Insan Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ampadalovina eo amin'izy ireo ny siny volafotsy sy ireo…

Surah Andininy 15/31 — Surah Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Insan Henoy, Surah Al-Insan Fandikana, Surah Al-Insan mp3, Surah Al-Insan pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers