Al-Insan · 14/31
Fandikana Fanononana — Al-Insan
وَدَانِيَةً عَلَيْهِمْ ظِلَالُهَا وَذُلِّلَتْ قُطُوفُهَا تَذْلِيلًا ١٤
Transliteration
Wa daaniyatan `alaihim zilaaluhaa wa zullilat qutoofu haa tazleela
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary hanarona azy ireo ny haloky ny hazon'ny paradisa, ary hiondrika ambany ireo voankazony.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 12-16 — Al-Insan
12وَجَزَاهُم بِمَا صَبَرُوا جَنَّةً وَحَرِيرًا
ka hamaliany izay niaretan'izy ireo, amin'ny fanomezana ny paradisa sy ny akanjo lasoà,
13مُّتَّكِئِينَ فِيهَا عَلَى الْأَرَائِكِ ۖ لَا يَرَوْنَ فِيهَا شَمْسًا وَلَا زَمْهَرِيرًا
Hitehin-kiho eo amin'ny seza lava izy ireo, tsy hahita (ny hamain'ny) masoandro, na hatsiaka mamirifiry.
14وَدَانِيَةً عَلَيْهِمْ ظِلَالُهَا وَذُلِّلَتْ قُطُوفُهَا تَذْلِيلًا
Ary hanarona azy ireo ny haloky ny hazon'ny paradisa, ary hiondrika ambany ireo voankazony.
15وَيُطَافُ عَلَيْهِم بِآنِيَةٍ مِّن فِضَّةٍ وَأَكْوَابٍ كَانَتْ قَوَارِيرَا
Ary ampadalovina eo amin'izy ireo ny siny volafotsy sy ireo kapoaka mangirana.
16قَوَارِيرَ مِن فِضَّةٍ قَدَّرُوهَا تَقْدِيرًا
Amin'ny volafotsy mangirana, izay voafatra tsara ny fisotro ao anatiny.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
14Andininy
Fandikana — Al-Insan 14
Surah Al-Insan Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hanarona azy ireo ny haloky ny hazon'ny paradisa, ary…Surah Andininy 14/31 — Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Insan Henoy, Al-Insan Fandikana, Al-Insan mp3, Al-Insan pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








