Al-Insan · 4/31
Fandikana Fanononana — Surah Al-Insan
إِنَّا أَعْتَدْنَا لِلْكَافِرِينَ سَلَاسِلَ وَأَغْلَالًا وَسَعِيرًا ۝٤
Innaaa a`tadnaa lilkaa fireena salaasila wa aghlaalanw wa sa`eeraa
📖 Dikany Malagasy
"Nanomana rojo vy ho an'ireo tsy mpino tokoa Izahay, sy gadra vy, ary afo mamaivay."

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Al-Insan

2إِنَّا خَلَقْنَا الْإِنسَانَ مِن نُّطْفَةٍ أَمْشَاجٍ نَّبْتَلِيهِ فَجَعَلْنَاهُ سَمِيعًا بَصِيرًا
Eny, namboarinay avy tamin'ny tsirin'aina mifangaro ny olombelona, mba hisedranay azy. Ary dia nataonay nandre sy nahita.
3إِنَّا هَدَيْنَاهُ السَّبِيلَ إِمَّا شَاكِرًا وَإِمَّا كَفُورًا
Notarinay lalana izy, hahalala hankasitraka na haniratsira.
4إِنَّا أَعْتَدْنَا لِلْكَافِرِينَ سَلَاسِلَ وَأَغْلَالًا وَسَعِيرًا
"Nanomana rojo vy ho an'ireo tsy mpino tokoa Izahay, sy gadra vy, ary afo mamaivay."
5إِنَّ الْأَبْرَارَ يَشْرَبُونَ مِن كَأْسٍ كَانَ مِزَاجُهَا كَافُورًا
Hisotro amin'ny kaopy feno hanitra kamifaoro ireo olona tsara.
6عَيْنًا يَشْرَبُ بِهَا عِبَادُ اللَّهِ يُفَجِّرُونَهَا تَفْجِيرًا
Avy amin'ny loharano no hisotroan'ireo mpanompon'I Allah, hiboiboika maro ao izy ireo.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Insan 4

Surah Al-Insan Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : "Nanomana rojo vy ho an'ireo tsy mpino tokoa Izahay, sy…

Surah Andininy 4/31 — Surah Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Insan Henoy, Surah Al-Insan Fandikana, Surah Al-Insan mp3, Surah Al-Insan pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers