Al-Insan · 3/31
Fandikana Fanononana — Surah Al-Insan
إِنَّا هَدَيْنَاهُ السَّبِيلَ إِمَّا شَاكِرًا وَإِمَّا كَفُورًا ۝٣
Innaa hadainaahus sabeela immaa shaakiranw wa immaa kafoora
📖 Dikany Malagasy
Notarinay lalana izy, hahalala hankasitraka na haniratsira.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Insan

1هَلْ أَتَىٰ عَلَى الْإِنسَانِ حِينٌ مِّنَ الدَّهْرِ لَمْ يَكُن شَيْئًا مَّذْكُورًا
Moa va tsy nisy ampaham-potoana, nandalo tamin'ny olombelona izay mbola tsy nisian'izy ireo akory ?
2إِنَّا خَلَقْنَا الْإِنسَانَ مِن نُّطْفَةٍ أَمْشَاجٍ نَّبْتَلِيهِ فَجَعَلْنَاهُ سَمِيعًا بَصِيرًا
Eny, namboarinay avy tamin'ny tsirin'aina mifangaro ny olombelona, mba hisedranay azy. Ary dia nataonay nandre sy nahita.
3إِنَّا هَدَيْنَاهُ السَّبِيلَ إِمَّا شَاكِرًا وَإِمَّا كَفُورًا
Notarinay lalana izy, hahalala hankasitraka na haniratsira.
4إِنَّا أَعْتَدْنَا لِلْكَافِرِينَ سَلَاسِلَ وَأَغْلَالًا وَسَعِيرًا
"Nanomana rojo vy ho an'ireo tsy mpino tokoa Izahay, sy gadra vy, ary afo mamaivay."
5إِنَّ الْأَبْرَارَ يَشْرَبُونَ مِن كَأْسٍ كَانَ مِزَاجُهَا كَافُورًا
Hisotro amin'ny kaopy feno hanitra kamifaoro ireo olona tsara.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Insan 3

Surah Al-Insan Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Notarinay lalana izy, hahalala hankasitraka na haniratsira.

Surah Andininy 3/31 — Surah Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Insan Henoy, Surah Al-Insan Fandikana, Surah Al-Insan mp3, Surah Al-Insan pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers