An-Naba · 28/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
وَكَذَّبُوا بِآيَاتِنَا كِذَّابًا ۝٢٨
Wa kazzabu bi aayaa tina kizzaba
📖 Dikany Malagasy
nataon'izy ireo ho lainga mandrakariva ny faminaniana nalefako,

🎧 Henoy


📜 Andininy 26-30 — Surah An-Naba

26جَزَاءً وِفَاقًا
izany no valin'asa tsy ara-drariny
27إِنَّهُمْ كَانُوا لَا يَرْجُونَ حِسَابًا
Tsy mba nieritreritra ny fitsarana farany izy ireo,
28وَكَذَّبُوا بِآيَاتِنَا كِذَّابًا
nataon'izy ireo ho lainga mandrakariva ny faminaniana nalefako,
29وَكُلَّ شَيْءٍ أَحْصَيْنَاهُ كِتَابًا
Ny zava-drehetra anefa dia efa noraiketiko an-tsoratra avokoa,
30فَذُوقُوا فَلَن نَّزِيدَكُمْ إِلَّا عَذَابًا
koa dia andramo ary! Tsy hanampy anareo na oviana na oviana Aho afa-tsy ny sazy,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
28Andininy

Fandikana — An-Naba 28

Surah An-Naba Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : nataon'izy ireo ho lainga mandrakariva ny faminaniana nalefako,

Surah Andininy 28/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers