Al-Anfal · 58/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
وَإِمَّا تَخَافَنَّ مِن قَوْمٍ خِيَانَةً فَانبِذْ إِلَيْهِمْ عَلَىٰ سَوَاءٍ ۚ إِنَّ اللَّهَ لَا يُحِبُّ الْخَائِنِينَ ۝٥٨
Wa immaa takhaafana min qawmin khiyaanatan fambiz ilaihim `alaa sawaaa`; innal laaha laayuhibbul khaaa`ineen
📖 Dikany Malagasy
Ary raha matahotra fivadihan’ireo vahoaka ianao, dia ravao amim-pahatsorana ny fifanarahana. Tena marina fa i Allah dia tsy tia ireo mpamadika
🎧 Henoy

📜 Andininy 56-60 — Al-Anfal

56الَّذِينَ عَاهَدتَّ مِنْهُمْ ثُمَّ يَنقُضُونَ عَهْدَهُمْ فِي كُلِّ مَرَّةٍ وَهُمْ لَا يَتَّقُونَ
Ireo izay nanaovanao fifanarahana tamin’izy ireo avy eo mandrava matetika ny fifanarahan’izy ireo ary izy ireo dia tsy manam-pahatahorana mihitsy.
57فَإِمَّا تَثْقَفَنَّهُمْ فِي الْحَرْبِ فَشَرِّدْ بِهِم مَّنْ خَلْفَهُمْ لَعَلَّهُمْ يَذَّكَّرُونَ
Raha voafehinao amin’ny ady izy ireo, dia henjeho mafy mba hisavoritaka, ho fandravana ireo izay any aoriana, angamba hahatsiaro tena izy ireo.
58وَإِمَّا تَخَافَنَّ مِن قَوْمٍ خِيَانَةً فَانبِذْ إِلَيْهِمْ عَلَىٰ سَوَاءٍ ۚ إِنَّ اللَّهَ لَا يُحِبُّ الْخَائِنِينَ
Ary raha matahotra fivadihan’ireo vahoaka ianao, dia ravao amim-pahatsorana ny fifanarahana. Tena marina fa i Allah dia tsy tia ireo mpamadika
59وَلَا يَحْسَبَنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا سَبَقُوا ۚ إِنَّهُمْ لَا يُعْجِزُونَ
Ary aza mihevitra ireo izay tsy nino fa efa nialoha izy ireo ka votsotra eo am-pelatananay. Tena marina fa izy ireo dia tsy afaka hisakana Anay velively.
60وَأَعِدُّوا لَهُم مَّا اسْتَطَعْتُم مِّن قُوَّةٍ وَمِن رِّبَاطِ الْخَيْلِ تُرْهِبُونَ بِهِ عَدُوَّ اللَّهِ وَعَدُوَّكُمْ وَآخَرِينَ مِن دُونِهِمْ لَا تَعْلَمُونَهُمُ اللَّهُ يَعْلَمُهُمْ ۚ وَمَا تُنفِقُوا مِن شَيْءٍ فِي سَبِيلِ اللَّهِ يُوَفَّ إِلَيْكُمْ وَأَنتُمْ لَا تُظْلَمُونَ
Aoka hiomana fatratra ianareo araka izay vitanareo sy ireo soavaly voahomana mba hampatahotra ireo fahavalon’i Allah sy fahavalonareo koa, ary ny hafa tsy fantatrareo ankoatra azy ireo kanefa fantatr’i Allah izy ireo. Ary izay zavatra rehetra nolaninareo tamin’ny làlan’i Allah dia omena anareo feno ny valiny, ary tsy hiangarana mihitsy ianareo.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
58Andininy

Fandikana — Al-Anfal 58

Surah Al-Anfal Andininy 58 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha matahotra fivadihan’ireo vahoaka ianao, dia ravao amim-pahatsorana ny…

Surah Andininy 58/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 56–60. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers