Al-Anfal · 59/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
وَلَا يَحْسَبَنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا سَبَقُوا ۚ إِنَّهُمْ لَا يُعْجِزُونَ ٥٩
Transliteration
Wa laa yahsabannal lazeena kafaroo sabaqooo; innahum laa yu`jizoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary aza mihevitra ireo izay tsy nino fa efa nialoha izy ireo ka votsotra eo am-pelatananay. Tena marina fa izy ireo dia tsy afaka hisakana Anay velively.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 57-61 — Al-Anfal
57فَإِمَّا تَثْقَفَنَّهُمْ فِي الْحَرْبِ فَشَرِّدْ بِهِم مَّنْ خَلْفَهُمْ لَعَلَّهُمْ يَذَّكَّرُونَ
Raha voafehinao amin’ny ady izy ireo, dia henjeho mafy mba hisavoritaka, ho fandravana ireo izay any aoriana, angamba hahatsiaro tena izy ireo.
58وَإِمَّا تَخَافَنَّ مِن قَوْمٍ خِيَانَةً فَانبِذْ إِلَيْهِمْ عَلَىٰ سَوَاءٍ ۚ إِنَّ اللَّهَ لَا يُحِبُّ الْخَائِنِينَ
Ary raha matahotra fivadihan’ireo vahoaka ianao, dia ravao amim-pahatsorana ny fifanarahana. Tena marina fa i Allah dia tsy tia ireo mpamadika
59وَلَا يَحْسَبَنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا سَبَقُوا ۚ إِنَّهُمْ لَا يُعْجِزُونَ
Ary aza mihevitra ireo izay tsy nino fa efa nialoha izy ireo ka votsotra eo am-pelatananay. Tena marina fa izy ireo dia tsy afaka hisakana Anay velively.
60وَأَعِدُّوا لَهُم مَّا اسْتَطَعْتُم مِّن قُوَّةٍ وَمِن رِّبَاطِ الْخَيْلِ تُرْهِبُونَ بِهِ عَدُوَّ اللَّهِ وَعَدُوَّكُمْ وَآخَرِينَ مِن دُونِهِمْ لَا تَعْلَمُونَهُمُ اللَّهُ يَعْلَمُهُمْ ۚ وَمَا تُنفِقُوا مِن شَيْءٍ فِي سَبِيلِ اللَّهِ يُوَفَّ إِلَيْكُمْ وَأَنتُمْ لَا تُظْلَمُونَ
Aoka hiomana fatratra ianareo araka izay vitanareo sy ireo soavaly voahomana mba hampatahotra ireo fahavalon’i Allah sy fahavalonareo koa, ary ny hafa tsy fantatrareo ankoatra azy ireo kanefa fantatr’i Allah izy ireo. Ary izay zavatra rehetra nolaninareo tamin’ny làlan’i Allah dia omena anareo feno ny valiny, ary tsy hiangarana mihitsy ianareo.
61۞ وَإِن جَنَحُوا لِلسَّلْمِ فَاجْنَحْ لَهَا وَتَوَكَّلْ عَلَى اللَّهِ ۚ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Raha mirona mankany amin’ny fandriampahalemana izy ireo dia aoka koa Ianao hirona ho amin’izany, ary hapetraho amin’i Allah ny fitokisanao. Marina fa Izy ilay Maheno, ilay Mahalala ny zava-drehetra.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
59Andininy
Fandikana — Al-Anfal 59
Surah Al-Anfal Andininy 59 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aza mihevitra ireo izay tsy nino fa efa nialoha…Surah Andininy 59/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 57–61. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








