Al-Anfal · 65/75
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anfal
يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ حَرِّضِ الْمُؤْمِنِينَ عَلَى الْقِتَالِ ۚ إِن يَكُن مِّنكُمْ عِشْرُونَ صَابِرُونَ يَغْلِبُوا مِائَتَيْنِ ۚ وَإِن يَكُن مِّنكُم مِّائَةٌ يَغْلِبُوا أَلْفًا مِّنَ الَّذِينَ كَفَرُوا بِأَنَّهُمْ قَوْمٌ لَّا يَفْقَهُونَ ۝٦٥
Yaaa aiyuhan Nabiyyu harridil mu`mineena `alal qitaal; iny-yakum minkum `ishroona saabiroona yaghliboo mi`atayn; wa iny-yakum minkum min`atuny yaghlibooo alfam minal lazeena kafaroo bi anahum qawmul laa yafqahoon
📖 Dikany Malagasy
O ry Mpaminany, amporisio ireo mpino hiady. Raha misy roapolo aminareo maharim-pery dia mandresy roanjato lahy izy ireo; ary raha misy zato Aminareo maharim-pery dia mandresy arivo lahy amin’ireo izay tsy nino izy ireo, satria izy ireo dia vahoaka tsy misaina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 63-67 — Surah Al-Anfal

63وَأَلَّفَ بَيْنَ قُلُوبِهِمْ ۚ لَوْ أَنفَقْتَ مَا فِي الْأَرْضِ جَمِيعًا مَّا أَلَّفْتَ بَيْنَ قُلُوبِهِمْ وَلَٰكِنَّ اللَّهَ أَلَّفَ بَيْنَهُمْ ۚ إِنَّهُ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Ary nampifandray ny fon’izy ireo Izy. Na dia nandàny izay rehetra teto an-tany aza Ianao dia tsy mahavita mampifandray ny fon’izy ireo, fa i Allah kosa no nampifandray azy ireo satria Izy no Mahery sy be Fahendrena.
64يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ حَسْبُكَ اللَّهُ وَمَنِ اتَّبَعَكَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
O ry Mpaminany, ampy ho Anao sy ireo nanara-dia anao amin’ireo mpino i Allah.
65يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ حَرِّضِ الْمُؤْمِنِينَ عَلَى الْقِتَالِ ۚ إِن يَكُن مِّنكُمْ عِشْرُونَ صَابِرُونَ يَغْلِبُوا مِائَتَيْنِ ۚ وَإِن يَكُن مِّنكُم مِّائَةٌ يَغْلِبُوا أَلْفًا مِّنَ الَّذِينَ كَفَرُوا بِأَنَّهُمْ قَوْمٌ لَّا يَفْقَهُونَ
O ry Mpaminany, amporisio ireo mpino hiady. Raha misy roapolo aminareo maharim-pery dia mandresy roanjato lahy izy ireo; ary raha misy zato Aminareo maharim-pery dia mandresy arivo lahy amin’ireo izay tsy nino izy ireo, satria izy ireo dia vahoaka tsy misaina.
66الْآنَ خَفَّفَ اللَّهُ عَنكُمْ وَعَلِمَ أَنَّ فِيكُمْ ضَعْفًا ۚ فَإِن يَكُن مِّنكُم مِّائَةٌ صَابِرَةٌ يَغْلِبُوا مِائَتَيْنِ ۚ وَإِن يَكُن مِّنكُمْ أَلْفٌ يَغْلِبُوا أَلْفَيْنِ بِإِذْنِ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ مَعَ الصَّابِرِينَ
Ankehitriny i Allah dia manamaivana Anareo satria fantany fa misy fahalemena Ianareo, koa raha misy zato aminareo maharim-pery dia handresy roanjato lahy, ary raha misy arivo Aminareo dia handresy roa arivo lahy izy ireo nohon'ny fahefan’i Allah. Ary i Allah dia miaraka amin’ireo manam-paharetana.
67مَا كَانَ لِنَبِيٍّ أَن يَكُونَ لَهُ أَسْرَىٰ حَتَّىٰ يُثْخِنَ فِي الْأَرْضِ ۚ تُرِيدُونَ عَرَضَ الدُّنْيَا وَاللَّهُ يُرِيدُ الْآخِرَةَ ۗ وَاللَّهُ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Tsy misy Mpaminany izay tokony haka ireo babo an’ady raha tsy efa nahazo fandresena tety an-tany. Ianareo dia mitady ny harena ety an-tany, nefa i Allah kosa dia mila ny any an-koatra. Ary i Allah dia Mahery sy be Fahendrena.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
65Andininy

Fandikana — Al-Anfal 65

Surah Al-Anfal Andininy 65 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : O ry Mpaminany, amporisio ireo mpino hiady. Raha misy roapolo…

Surah Andininy 65/75 — Surah Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anfal Henoy, Surah Al-Anfal Fandikana, Surah Al-Anfal mp3, Surah Al-Anfal pdf. Andininy 63–67. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers