Al-Anfal · 75/75
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anfal
وَالَّذِينَ آمَنُوا مِن بَعْدُ وَهَاجَرُوا وَجَاهَدُوا مَعَكُمْ فَأُولَٰئِكَ مِنكُمْ ۚ وَأُولُو الْأَرْحَامِ بَعْضُهُمْ أَوْلَىٰ بِبَعْضٍ فِي كِتَابِ اللَّهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ ٧٥
Transliteration
Wallazeena aamanoo mim ba`du wa haajaroo wa jaahadoo ma;akum faulaaa`ika minkum; wa ulul arhaami baduhum awlaa biba`din fee Kitaabil laah; innal laaha bikulli shai`in `Aleem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo izay nino taty aoriana ka nifindra monina sy nitolona niaraka Taminao, izy ireny dia anisan’ny namanareo, fa ireo izay manana rohim-pihavanana, dia mifanakaiky kokoa ny andaniny sy ny ankilany, araka ny Bokin’i Allah, ka dia tena marina fa i Allah dia mahalala sy mahafantatra ny zava-drehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 73-75 — Surah Al-Anfal
73وَالَّذِينَ كَفَرُوا بَعْضُهُمْ أَوْلِيَاءُ بَعْضٍ ۚ إِلَّا تَفْعَلُوهُ تَكُن فِتْنَةٌ فِي الْأَرْضِ وَفَسَادٌ كَبِيرٌ
Fa ireo izay tsy nino kosa dia mpisakaiza ny andaniny sy ny ankilany, fa raha tsy mandray andraikitra amin’izany (amin’ny fanapahana ny fifandraisana amin’ny tsy mpino) izany Ianareo dia hisy fifandirana sy fanimbana lehibe eto ambonin’ny tany.
74وَالَّذِينَ آمَنُوا وَهَاجَرُوا وَجَاهَدُوا فِي سَبِيلِ اللَّهِ وَالَّذِينَ آوَوا وَّنَصَرُوا أُولَٰئِكَ هُمُ الْمُؤْمِنُونَ حَقًّا ۚ لَّهُم مَّغْفِرَةٌ وَرِزْقٌ كَرِيمٌ
Ary ireo izay nino sy nifindra monina ary nanao Djihad (ary niady) tamin’ny làlan’i Allah, ary koa izay nampiantrano sy namonjy azy ireo. Izy ireny no tena mpino marina ka dia ho azy ireny ny famelan-keloka sy ny anjara omena am-pahalalana.
75وَالَّذِينَ آمَنُوا مِن بَعْدُ وَهَاجَرُوا وَجَاهَدُوا مَعَكُمْ فَأُولَٰئِكَ مِنكُمْ ۚ وَأُولُو الْأَرْحَامِ بَعْضُهُمْ أَوْلَىٰ بِبَعْضٍ فِي كِتَابِ اللَّهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Ary ireo izay nino taty aoriana ka nifindra monina sy nitolona niaraka Taminao, izy ireny dia anisan’ny namanareo, fa ireo izay manana rohim-pihavanana, dia mifanakaiky kokoa ny andaniny sy ny ankilany, araka ny Bokin’i Allah, ka dia tena marina fa i Allah dia mahalala sy mahafantatra ny zava-drehetra.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
75Andininy
Fandikana — Al-Anfal 75
Surah Al-Anfal Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo izay nino taty aoriana ka nifindra monina sy…Surah Andininy 75/75 — Surah Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anfal Henoy, Surah Al-Anfal Fandikana, Surah Al-Anfal mp3, Surah Al-Anfal pdf. Andininy 73–75. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








