At-Takwir · 12/29
Fandikana Fanononana — Surah At-Takwir
وَإِذَا الْجَحِيمُ سُعِّرَتْ ۝١٢
Wa izal jaheemu su`-`irat
📖 Dikany Malagasy
rehefa haredareda ny afo,

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah At-Takwir

10وَإِذَا الصُّحُفُ نُشِرَتْ
rehefa nampahalalana ireo takela-piraketana ny asa vita,
11وَإِذَا السَّمَاءُ كُشِطَتْ
rehefa voaesotra ny lanitra,
12وَإِذَا الْجَحِيمُ سُعِّرَتْ
rehefa haredareda ny afo,
13وَإِذَا الْجَنَّةُ أُزْلِفَتْ
rehefa hampanantonina ny mpino ny Paradisa,
14عَلِمَتْ نَفْسٌ مَّا أَحْضَرَتْ
dia samy hahafantatra ny nataony ny tsirairay avy!
At-TakwirFizahan-takila Koraña
29Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — At-Takwir 12

Surah At-Takwir Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : rehefa haredareda ny afo,

Surah Andininy 12/29 — Surah At-Takwir التكوير (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Takwir Henoy, Surah At-Takwir Fandikana, Surah At-Takwir mp3, Surah At-Takwir pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers