Al-Inshiqaq · 18/25
Fandikana Fanononana — Al-Inshiqaq
وَالْقَمَرِ إِذَا اتَّسَقَ ۝١٨
Walqamari izat tasaq
📖 Dikany Malagasy
Ary amin'ny volana rehefa ho fenomanana iny!

🎧 Henoy


📜 Andininy 16-20 — Al-Inshiqaq

16فَلَا أُقْسِمُ بِالشَّفَقِ
Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho!
17وَاللَّيْلِ وَمَا وَسَقَ
Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao!
18وَالْقَمَرِ إِذَا اتَّسَقَ
Ary amin'ny volana rehefa ho fenomanana iny!
19لَتَرْكَبُنَّ طَبَقًا عَن طَبَقٍ
Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby.
20فَمَا لَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo?
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 18

Surah Al-Inshiqaq Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary amin'ny volana rehefa ho fenomanana iny!

Surah Andininy 18/25 — Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Inshiqaq Henoy, Al-Inshiqaq Fandikana, Al-Inshiqaq mp3, Al-Inshiqaq pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers