Al-Inshiqaq · 17/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
وَاللَّيْلِ وَمَا وَسَقَ ۝١٧
Wallaili wa maa wasaq
📖 Dikany Malagasy
Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao!

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Al-Inshiqaq

15بَلَىٰ إِنَّ رَبَّهُ كَانَ بِهِ بَصِيرًا
Indrisy anefa tsy izany ! Ny Tompony dia manara-maso azy fatratra tokoa.
16فَلَا أُقْسِمُ بِالشَّفَقِ
Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho!
17وَاللَّيْلِ وَمَا وَسَقَ
Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao!
18وَالْقَمَرِ إِذَا اتَّسَقَ
Ary amin'ny volana rehefa ho fenomanana iny!
19لَتَرْكَبُنَّ طَبَقًا عَن طَبَقٍ
Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 17

Surah Al-Inshiqaq Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao!

Surah Andininy 17/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers