Al-Inshiqaq · 19/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
لَتَرْكَبُنَّ طَبَقًا عَن طَبَقٍ ۝١٩
Latarkabunna tabaqan `an tabaq
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby.

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Surah Al-Inshiqaq

17وَاللَّيْلِ وَمَا وَسَقَ
Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao!
18وَالْقَمَرِ إِذَا اتَّسَقَ
Ary amin'ny volana rehefa ho fenomanana iny!
19لَتَرْكَبُنَّ طَبَقًا عَن طَبَقٍ
Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby.
20فَمَا لَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo?
21وَإِذَا قُرِئَ عَلَيْهِمُ الْقُرْآنُ لَا يَسْجُدُونَ ۩
Ary rehefa torina amin'izy ireo ny Kor'oany masina dia tsy manaiky ny hiankohoka izy ireo.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 19

Surah Al-Inshiqaq Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby.

Surah Andininy 19/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers