Ash-Sharh · 1/8
Fandikana Fanononana — Ash-Sharh
أَلَمْ نَشْرَحْ لَكَ صَدْرَكَ ۝١
Alam nashrah laka sadrak
📖 Dikany Malagasy
Moa tsy efa nosokafanay ve ny tratranao,
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-3 — Ash-Sharh

1أَلَمْ نَشْرَحْ لَكَ صَدْرَكَ
Moa tsy efa nosokafanay ve ny tratranao,
2وَوَضَعْنَا عَنكَ وِزْرَكَ
Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,
3الَّذِي أَنقَضَ ظَهْرَكَ
Izay nitambesatra tao an-damosinao.
Ash-SharhFizahan-takila Koraña
8Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Ash-Sharh 1

Surah Ash-Sharh Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa tsy efa nosokafanay ve ny tratranao,

Surah Andininy 1/8 — Ash-Sharh الشرح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Sharh Henoy, Ash-Sharh Fandikana, Ash-Sharh mp3, Ash-Sharh pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers