Ash-Sharh · 2/8
Fandikana Fanononana — Ash-Sharh
وَوَضَعْنَا عَنكَ وِزْرَكَ ۝٢
Wa wa d`ana `anka wizrak
📖 Dikany Malagasy
Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-4 — Ash-Sharh

1أَلَمْ نَشْرَحْ لَكَ صَدْرَكَ
Moa tsy efa nosokafanay ve ny tratranao,
2وَوَضَعْنَا عَنكَ وِزْرَكَ
Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,
3الَّذِي أَنقَضَ ظَهْرَكَ
Izay nitambesatra tao an-damosinao.
4وَرَفَعْنَا لَكَ ذِكْرَكَ
Ary nasandray ho ambony ny anaranao
Ash-SharhFizahan-takila Koraña
8Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Ash-Sharh 2

Surah Ash-Sharh Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,

Surah Andininy 2/8 — Ash-Sharh الشرح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Sharh Henoy, Ash-Sharh Fandikana, Ash-Sharh mp3, Ash-Sharh pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers