Al-'Alaq · 15/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Alaq
كَلَّا لَئِن لَّمْ يَنتَهِ لَنَسْفَعًا بِالنَّاصِيَةِ ۝١٥
Kalla la illam yantahi la nasfa`am bin nasiyah
📖 Dikany Malagasy
Tsia ! Raha tsy mijanona amin'zany izy dia hosintoniko eo amin'ny sangany !

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-'Alaq

13أَرَأَيْتَ إِن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ
Moa va hitanao raha tsy nino sy nandà izy?
14أَلَمْ يَعْلَم بِأَنَّ اللَّهَ يَرَىٰ
Ary moa va tsy fantany fa mahita azy tokoa Allah ?
15كَلَّا لَئِن لَّمْ يَنتَهِ لَنَسْفَعًا بِالنَّاصِيَةِ
Tsia ! Raha tsy mijanona amin'zany izy dia hosintoniko eo amin'ny sangany !
16نَاصِيَةٍ كَاذِبَةٍ خَاطِئَةٍ
Dia ilay sangan'ny mpandainga sy mpanota !
17فَلْيَدْعُ نَادِيَهُ
Ka tokony hiantso ireo mpiandany aminy izy.
Al-'AlaqFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-'Alaq 15

Surah Al-'Alaq Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia ! Raha tsy mijanona amin'zany izy dia hosintoniko eo…

Surah Andininy 15/19 — Surah Al-'Alaq العلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Alaq Henoy, Surah Al-'Alaq Fandikana, Surah Al-'Alaq mp3, Surah Al-'Alaq pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers