Al-'Alaq · 14/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Alaq
أَلَمْ يَعْلَم بِأَنَّ اللَّهَ يَرَىٰ ۝١٤
Alam y`alam bi-an nal lahaa yaraa
📖 Dikany Malagasy
Ary moa va tsy fantany fa mahita azy tokoa Allah ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah Al-'Alaq

12أَوْ أَمَرَ بِالتَّقْوَىٰ
Na naniraka ho amin'ny fahatahorana an'I Allah.
13أَرَأَيْتَ إِن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ
Moa va hitanao raha tsy nino sy nandà izy?
14أَلَمْ يَعْلَم بِأَنَّ اللَّهَ يَرَىٰ
Ary moa va tsy fantany fa mahita azy tokoa Allah ?
15كَلَّا لَئِن لَّمْ يَنتَهِ لَنَسْفَعًا بِالنَّاصِيَةِ
Tsia ! Raha tsy mijanona amin'zany izy dia hosintoniko eo amin'ny sangany !
16نَاصِيَةٍ كَاذِبَةٍ خَاطِئَةٍ
Dia ilay sangan'ny mpandainga sy mpanota !
Al-'AlaqFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Al-'Alaq 14

Surah Al-'Alaq Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary moa va tsy fantany fa mahita azy tokoa Allah…

Surah Andininy 14/19 — Surah Al-'Alaq العلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Alaq Henoy, Surah Al-'Alaq Fandikana, Surah Al-'Alaq mp3, Surah Al-'Alaq pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers