Houd · 30/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَيَا قَوْمِ مَن يَنصُرُنِي مِنَ اللَّهِ إِن طَرَدتُّهُمْ ۚ أَفَلَا تَذَكَّرُونَ ۝٣٠
Wa yaa qawmi mai yansurunee minal laahi in tarattuhum; afalaa tazak karoon
📖 Dikany Malagasy
Oh ry vahoakako ! iza no hanavotra Ahy eo anatrehan’i Allah raha mandroaka azy ireo Aho. Moa ve tsy mba mandini-tena Ianareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 28-32 — Houd

28قَالَ يَا قَوْمِ أَرَأَيْتُمْ إِن كُنتُ عَلَىٰ بَيِّنَةٍ مِّن رَّبِّي وَآتَانِي رَحْمَةً مِّنْ عِندِهِ فَعُمِّيَتْ عَلَيْكُمْ أَنُلْزِمُكُمُوهَا وَأَنتُمْ لَهَا كَارِهُونَ
Hoy izy hoe : "Ry vahoakako ! Moa ve hitanareo raha manana porofo mazava avy amin’ny Tompoko aho, sy nahazo famindram-po avy Aminy nefa tsy teo imasonareo, moa ve ho terenay amin’izany ianareo nefa dia mankahala izany ianareo?
29وَيَا قَوْمِ لَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مَالًا ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَى اللَّهِ ۚ وَمَا أَنَا بِطَارِدِ الَّذِينَ آمَنُوا ۚ إِنَّهُم مُّلَاقُو رَبِّهِمْ وَلَٰكِنِّي أَرَاكُمْ قَوْمًا تَجْهَلُونَ
Oh ry vahoakako ! tsy mangataka harena Aminareo Aho, tsy amin’iza ny valin-kasasarako afa-tsy amin’i Allah irery ihany. Ary tsy handroaka velively ireo izay nino Aho. Tena marina fa, Izy ireo dia hihaona amin’ny Tompony. Nefa itako Ianareo fa vahoaka tsy mahalala na inona na inona.
30وَيَا قَوْمِ مَن يَنصُرُنِي مِنَ اللَّهِ إِن طَرَدتُّهُمْ ۚ أَفَلَا تَذَكَّرُونَ
Oh ry vahoakako ! iza no hanavotra Ahy eo anatrehan’i Allah raha mandroaka azy ireo Aho. Moa ve tsy mba mandini-tena Ianareo ?
31وَلَا أَقُولُ لَكُمْ عِندِي خَزَائِنُ اللَّهِ وَلَا أَعْلَمُ الْغَيْبَ وَلَا أَقُولُ إِنِّي مَلَكٌ وَلَا أَقُولُ لِلَّذِينَ تَزْدَرِي أَعْيُنُكُمْ لَن يُؤْتِيَهُمُ اللَّهُ خَيْرًا ۖ اللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا فِي أَنفُسِهِمْ ۖ إِنِّي إِذًا لَّمِنَ الظَّالِمِينَ
Ary tsy milaza Aminareo Aho fa Izaho no mitantana ireo haren’i Allah sy tsy mahalala ny miafina, ary tsy milaza Aho fa izaho dia Anjely, ary tsy milaza ihany koa Aho fa ireo izay nambanimbanian’ny masonareo dia tsy omen’i Allah fahasoavana mihitsy na oviana na oviana. Allah no tena mahalala izay ao amin’ny tenan’izy ireo. (Raha miteny izany aho) dia tena anisan’ireo mpanao ny tsy rariny.
32قَالُوا يَا نُوحُ قَدْ جَادَلْتَنَا فَأَكْثَرْتَ جِدَالَنَا فَأْتِنَا بِمَا تَعِدُنَا إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Niteny izy ireo : " Ry Noa ! efa niady hevitra taminay ianao, ary dia nampitombo fifandirana taminay. Ka ento aty aminay izay nampanantenainao anay raha toa ka isan'ireo olo-marina ianao”.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — Houd 30

Surah Houd Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Oh ry vahoakako ! iza no hanavotra Ahy eo anatrehan’i…

Surah Andininy 30/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers