Yosofy · 72/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
قَالُوا نَفْقِدُ صُوَاعَ الْمَلِكِ وَلِمَن جَاءَ بِهِ حِمْلُ بَعِيرٍ وَأَنَا بِهِ زَعِيمٌ ٧٢
Transliteration
Qaaloo nafqidu suwaa`al maliki wa liman jaaa`a bihee himlu ba`eerinw wa ana bihee za`eem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Mitady ny kaopy lehibe an’i mpanjaka Izahay. ka izay mahita azy, dia ahazo valisoa entana tongan’ny rameva anakiray. Ary Izaho no mpiantoka amin’izany ”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 70-74 — Yosofy
70فَلَمَّا جَهَّزَهُم بِجَهَازِهِمْ جَعَلَ السِّقَايَةَ فِي رَحْلِ أَخِيهِ ثُمَّ أَذَّنَ مُؤَذِّنٌ أَيَّتُهَا الْعِيرُ إِنَّكُمْ لَسَارِقُونَ
Rehefa avy nanome tahirin-tsakafon’izy ireo Izy, dia nataony tao anaty kitapon’ireo Rahalahiny ny kaopy. Dia nisy mpiantso nanao hoe :“ O Ianareo mpandeha ! mpangalatra Ianareo ”.
71قَالُوا وَأَقْبَلُوا عَلَيْهِم مَّاذَا تَفْقِدُونَ
Nitodika izy ireo sady niteny ka nanao hoe : “ Inona no tadiavinareo ? ”
72قَالُوا نَفْقِدُ صُوَاعَ الْمَلِكِ وَلِمَن جَاءَ بِهِ حِمْلُ بَعِيرٍ وَأَنَا بِهِ زَعِيمٌ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Mitady ny kaopy lehibe an’i mpanjaka Izahay. ka izay mahita azy, dia ahazo valisoa entana tongan’ny rameva anakiray. Ary Izaho no mpiantoka amin’izany ”.
73قَالُوا تَاللَّهِ لَقَدْ عَلِمْتُم مَّا جِئْنَا لِنُفْسِدَ فِي الْأَرْضِ وَمَا كُنَّا سَارِقِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Mianiana amin’i Allah ! fantatrareo tsara fa tsy tonga handoto ity faritra ity Izahay ary tsy mpangalatra ”.
74قَالُوا فَمَا جَزَاؤُهُ إِن كُنتُمْ كَاذِبِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Inona àry no saziny raha mpandainga Ianareo ? ”.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
72Andininy
Fandikana — Yosofy 72
Surah Yosofy Andininy 72 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Mitady ny…Surah Andininy 72/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 70–74. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








