Al-Kahf · 75/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
۞ قَالَ أَلَمْ أَقُل لَّكَ إِنَّكَ لَن تَسْتَطِيعَ مَعِيَ صَبْرًا ۝٧٥
Qaala alam aqul laka innaka lan tastatee`a ma`iya sabraa
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy (ilay mpanompo) ka nanao hoe: “ Moa ve tsy efa nolazaiko Ianao, fa tsy hanam-paharetana velively hiaraka Amiko Ianao ? “

🎧 Henoy


📜 Andininy 73-77 — Surah Al-Kahf

73قَالَ لَا تُؤَاخِذْنِي بِمَا نَسِيتُ وَلَا تُرْهِقْنِي مِنْ أَمْرِي عُسْرًا
Niteny izy (Mosa) nanao hoe : “Aza omena tsiny aho nohon'ny fanadinoako, aza avela hiantsoroka zava-tsarotra amin’ny raharahako aho.
74فَانطَلَقَا حَتَّىٰ إِذَا لَقِيَا غُلَامًا فَقَتَلَهُ قَالَ أَقَتَلْتَ نَفْسًا زَكِيَّةً بِغَيْرِ نَفْسٍ لَّقَدْ جِئْتَ شَيْئًا نُّكْرًا
Avy eo dia nanohy ny diany izy roa lahy mandra-pihaon’izy ireo tamin’ny zazalahy kely iray, dia novonoiny (ilay mpanompo) izy (ilay zazalahy). Niteny izy (Mosesy) nanao hoe: Namono olona tsy manan-tsiny, tsy mbola namono olona ve ianao ? Tena nanao zavatra maharikoriko tokoa ianao !”
75۞ قَالَ أَلَمْ أَقُل لَّكَ إِنَّكَ لَن تَسْتَطِيعَ مَعِيَ صَبْرًا
Niteny Izy (ilay mpanompo) ka nanao hoe: “ Moa ve tsy efa nolazaiko Ianao, fa tsy hanam-paharetana velively hiaraka Amiko Ianao ? “
76قَالَ إِن سَأَلْتُكَ عَن شَيْءٍ بَعْدَهَا فَلَا تُصَاحِبْنِي ۖ قَدْ بَلَغْتَ مِن لَّدُنِّي عُذْرًا
Niteny i Mosesy ka nanao hoe: ” Raha mbola manontany Anao Aho na amin’inona na amin’inona aorian’izao, dia aza mandray Ahy ho namana intsony Ianao. Ary tena ho afa-tsiny Amiko Ianao.
77فَانطَلَقَا حَتَّىٰ إِذَا أَتَيَا أَهْلَ قَرْيَةٍ اسْتَطْعَمَا أَهْلَهَا فَأَبَوْا أَن يُضَيِّفُوهُمَا فَوَجَدَا فِيهَا جِدَارًا يُرِيدُ أَن يَنقَضَّ فَأَقَامَهُ ۖ قَالَ لَوْ شِئْتَ لَتَّخَذْتَ عَلَيْهِ أَجْرًا
Dia nanohy ny diany àry izy Roa lahy, ka rehefa tonga tao amin’ny tanàna iray izy ireo, dia nangataka sakafo tamin’ireo mponina tao, nefa nandà ny hampiantrano izy Roa izy ireo. Avy eo dia nahita rindrina mila hianjera izy roa, ka dia nareniny (ilay mpanompo) izany. Niteny izy (Mosa) nanao hoe : " Raha sitrakao dia nakanao tambiny Izao ”.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
75Andininy

Fandikana — Al-Kahf 75

Surah Al-Kahf Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy (ilay mpanompo) ka nanao hoe: “ Moa ve…

Surah Andininy 75/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 73–77. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers