Al-Baqarah · 174/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
إِنَّ الَّذِينَ يَكْتُمُونَ مَا أَنزَلَ اللَّهُ مِنَ الْكِتَابِ وَيَشْتَرُونَ بِهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۙ أُولَٰئِكَ مَا يَأْكُلُونَ فِي بُطُونِهِمْ إِلَّا النَّارَ وَلَا يُكَلِّمُهُمُ اللَّهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ وَلَا يُزَكِّيهِمْ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ ۝١٧٤
Innal lazeena yaktumoona maaa anzalal laahu minal kitaabi wa yashtaroona bihee samanan qaleelan ulaaa`ika maa yaakuloona fee butoonihim illan Naara wa laa yukallimu humul laahu Yawmal Qiyaamati wa laa yuzakkeehim wa lahum `azaabun aleem
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ireo manafina izay nampidinin’Allah ao amin’ny Boky, ary mivarotra izany amin’ny vidiny ambany, izy ireny dia tsy mihinana afa-tsy afo ao anaty kibon’izy ireo, ary tsy hiresaka amin’izy ireo Allah amin’ny Andro fitsanganana sady tsy hanadio azy ireo, ary ho azy ireo ny famaizana mangirifiry.

🎧 Henoy


📜 Andininy 172-176 — Al-Baqarah

172يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا كُلُوا مِن طَيِّبَاتِ مَا رَزَقْنَاكُمْ وَاشْكُرُوا لِلَّهِ إِن كُنتُمْ إِيَّاهُ تَعْبُدُونَ
O ianareo mpino ! Aoka ianareo hihinana amin’ireo sakafo tsara sady madio izay anjaram-pivelomana nomenay anareo. Ary aoka ianareo hisaotra an’Allah, raha toa ka Izy irery ihany no Tompoinareo.
173إِنَّمَا حَرَّمَ عَلَيْكُمُ الْمَيْتَةَ وَالدَّمَ وَلَحْمَ الْخِنزِيرِ وَمَا أُهِلَّ بِهِ لِغَيْرِ اللَّهِ ۖ فَمَنِ اضْطُرَّ غَيْرَ بَاغٍ وَلَا عَادٍ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ ۚ إِنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Izy tokoa no nandrara ho anareo ny biby maty ho azy, ny rà, ny henan-kisoa, ary izay niantsoana anarana hafa ankoatran’i Allah. fa izay voatery kosa, raha tsy manararaotra na mandika lalàna, dia tsy misy fahotana ny Aminy. tena marina fa Allah dia Mpamela heloka sy be Fiantrana.
174إِنَّ الَّذِينَ يَكْتُمُونَ مَا أَنزَلَ اللَّهُ مِنَ الْكِتَابِ وَيَشْتَرُونَ بِهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۙ أُولَٰئِكَ مَا يَأْكُلُونَ فِي بُطُونِهِمْ إِلَّا النَّارَ وَلَا يُكَلِّمُهُمُ اللَّهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ وَلَا يُزَكِّيهِمْ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Tena marina fa ireo manafina izay nampidinin’Allah ao amin’ny Boky, ary mivarotra izany amin’ny vidiny ambany, izy ireny dia tsy mihinana afa-tsy afo ao anaty kibon’izy ireo, ary tsy hiresaka amin’izy ireo Allah amin’ny Andro fitsanganana sady tsy hanadio azy ireo, ary ho azy ireo ny famaizana mangirifiry.
175أُولَٰئِكَ الَّذِينَ اشْتَرَوُا الضَّلَالَةَ بِالْهُدَىٰ وَالْعَذَابَ بِالْمَغْفِرَةِ ۚ فَمَا أَصْبَرَهُمْ عَلَى النَّارِ
Izy ireny no nividy ny fahaverezana tamin’ny tari-dàlana ary ny famaizana tamin’ny famelan-keloka. ka ahoana tokoa ny faharetan’izy ireo ao amin’ny Afobe !
176ذَٰلِكَ بِأَنَّ اللَّهَ نَزَّلَ الْكِتَابَ بِالْحَقِّ ۗ وَإِنَّ الَّذِينَ اخْتَلَفُوا فِي الْكِتَابِ لَفِي شِقَاقٍ بَعِيدٍ
Izany dia noho Allah nampidina tokoa ny Boky am-pahamarinana, ary tena marina fa ireo izay mifanipa-kevitra momba ilay Boky dia tena ao anatin’ny fifanolanana lalina.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
174Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 174

Surah Al-Baqarah Andininy 174 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ireo manafina izay nampidinin’Allah ao amin’ny Boky,…

Surah Andininy 174/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 172–176. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers