Al-Baqarah · 21/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
يَا أَيُّهَا النَّاسُ اعْبُدُوا رَبَّكُمُ الَّذِي خَلَقَكُمْ وَالَّذِينَ مِن قَبْلِكُمْ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ ۝٢١
Yaaa aiyuhan naasu`budoo Rabbakumul lazee khalaqakum wallazeena min qablikum la`allakum tattaqoon
📖 Dikany Malagasy
Ry zanak'olombelona ! aoka Tompoinareo ny Tomponareo izay nahary anareo sy ireo rehetra izay talohanareo ka avy amin'izany no mba hanananareo ny fahatahorana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 19-23 — Al-Baqarah

19أَوْ كَصَيِّبٍ مِّنَ السَّمَاءِ فِيهِ ظُلُمَاتٌ وَرَعْدٌ وَبَرْقٌ يَجْعَلُونَ أَصَابِعَهُمْ فِي آذَانِهِم مِّنَ الصَّوَاعِقِ حَذَرَ الْمَوْتِ ۚ وَاللَّهُ مُحِيطٌ بِالْكَافِرِينَ
Na tahaka ny ora-mikija avy any an-danitra, izay arahin’ny haizina mikitroka sy kotro-baratra ary tselatra, ka manampin-tsofina amin’ny rantsan-tanany noho ny hamafisany kotro-baratra izy ireo satria matahotra ny fahafatesana, ary i Tompo Allah dia mahafehy tanteraka ireo tsy manam-pinoana
20يَكَادُ الْبَرْقُ يَخْطَفُ أَبْصَارَهُمْ ۖ كُلَّمَا أَضَاءَ لَهُم مَّشَوْا فِيهِ وَإِذَا أَظْلَمَ عَلَيْهِمْ قَامُوا ۚ وَلَوْ شَاءَ اللَّهُ لَذَهَبَ بِسَمْعِهِمْ وَأَبْصَارِهِمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Saika nopahon’ny tselatra ny mason’izy ireo, ka isaka ny manazava azy izy, dia manararaotra mamindra ao anatin’izany izy, ary isaka ny miverina eo aminy indray ny haizina, dia mijanona izy. Ary raha sitrak’Allah, dia azony nofoanana tanteraka teo amin’ny fiainany manontolo ny fandrenesana sy ny fahiratan’izy ireo.
21يَا أَيُّهَا النَّاسُ اعْبُدُوا رَبَّكُمُ الَّذِي خَلَقَكُمْ وَالَّذِينَ مِن قَبْلِكُمْ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ
Ry zanak'olombelona ! aoka Tompoinareo ny Tomponareo izay nahary anareo sy ireo rehetra izay talohanareo ka avy amin'izany no mba hanananareo ny fahatahorana.
22الَّذِي جَعَلَ لَكُمُ الْأَرْضَ فِرَاشًا وَالسَّمَاءَ بِنَاءً وَأَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً فَأَخْرَجَ بِهِ مِنَ الثَّمَرَاتِ رِزْقًا لَّكُمْ ۖ فَلَا تَجْعَلُوا لِلَّهِ أَندَادًا وَأَنتُمْ تَعْلَمُونَ
Izy no Ilay nanao ny tany ho fandriana ho anareo, sy ny lanitra ho tafo; ary nampirotsaka ny ranon’orana avy any an-danitra ka nampamoa ny ampahany amin’ireo voankazo isankarazany mba ho anjara fivelomanareo. Noho izany, dia aza ataonareo ho misy mitovy Aminy i Allah, fa efa fantatrareo rahateo izany.
23وَإِن كُنتُمْ فِي رَيْبٍ مِّمَّا نَزَّلْنَا عَلَىٰ عَبْدِنَا فَأْتُوا بِسُورَةٍ مِّن مِّثْلِهِ وَادْعُوا شُهَدَاءَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Fa raha misalasala ny amin’izay nampidininay tamin’ny كpanomponay kosa ianareo, dia mba mamorona antokontsoratra (Sourat) mitovy aminy ary antsoy aty ireo vavolombelonareo (ireo sampy) izay tompoinareo ankoatra an’Allah, raha tena mpilaza ny marina tokoa ianareo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
21Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 21

Surah Al-Baqarah Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ry zanak'olombelona ! aoka Tompoinareo ny Tomponareo izay nahary anareo…

Surah Andininy 21/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers