Al-Anbiya · 73/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
وَجَعَلْنَاهُمْ أَئِمَّةً يَهْدُونَ بِأَمْرِنَا وَأَوْحَيْنَا إِلَيْهِمْ فِعْلَ الْخَيْرَاتِ وَإِقَامَ الصَّلَاةِ وَإِيتَاءَ الزَّكَاةِ ۖ وَكَانُوا لَنَا عَابِدِينَ ۝٧٣
Wa ja`alnaahum a`immatany yahdoona bi amrinaa wa awhainaaa ilaihim fi`lal khairaati wa iqaamas Salaati wa eetaaa`az Zakaati wa kaanoo lanaa `aabideen
📖 Dikany Malagasy
Ary nataonay ho mpitondra izay hitari-dalana araka ny Didinay izy ireo. Ary nanambara tamin’izy ireo Izahay mba hanao ny tsara, sy hanatanteraka ny Soalat, hanome ny Zakat. Ary izy ireo dia mpanomponay.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 71-75 — Surah Al-Anbiya

71وَنَجَّيْنَاهُ وَلُوطًا إِلَى الْأَرْضِ الَّتِي بَارَكْنَا فِيهَا لِلْعَالَمِينَ
Ary navotanay izy, sy i Lota ihany koa, nankany amin’ny tany izay nosoavinay ao anatiny ho an’izao tontolo izao.
72وَوَهَبْنَا لَهُ إِسْحَاقَ وَيَعْقُوبَ نَافِلَةً ۖ وَكُلًّا جَعَلْنَا صَالِحِينَ
Ary nomenay azy i Isaaka, ary i Jakoba ho fanampiny, ka nataonay olona mendrika avokoa izy ireo.
73وَجَعَلْنَاهُمْ أَئِمَّةً يَهْدُونَ بِأَمْرِنَا وَأَوْحَيْنَا إِلَيْهِمْ فِعْلَ الْخَيْرَاتِ وَإِقَامَ الصَّلَاةِ وَإِيتَاءَ الزَّكَاةِ ۖ وَكَانُوا لَنَا عَابِدِينَ
Ary nataonay ho mpitondra izay hitari-dalana araka ny Didinay izy ireo. Ary nanambara tamin’izy ireo Izahay mba hanao ny tsara, sy hanatanteraka ny Soalat, hanome ny Zakat. Ary izy ireo dia mpanomponay.
74وَلُوطًا آتَيْنَاهُ حُكْمًا وَعِلْمًا وَنَجَّيْنَاهُ مِنَ الْقَرْيَةِ الَّتِي كَانَت تَّعْمَلُ الْخَبَائِثَ ۗ إِنَّهُمْ كَانُوا قَوْمَ سَوْءٍ فَاسِقِينَ
Ary i Lota ! Dia nomenay azy ny fahendrena sy ny fahalalana, ary navotanay izy tamin’ilay tanàna izay nanaovana ny asa maloto. Tena marina fa izy ireo dia vahoaka ratsy sy maloto fitondran-tena.
75وَأَدْخَلْنَاهُ فِي رَحْمَتِنَا ۖ إِنَّهُ مِنَ الصَّالِحِينَ
Ary nampidininay ao anatin’ny famindram-ponay izy satria tena anisan’ireo olo-mendrika tokoa.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
73Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 73

Surah Al-Anbiya Andininy 73 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nataonay ho mpitondra izay hitari-dalana araka ny Didinay izy…

Surah Andininy 73/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 71–75. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers