Al-Hajj · 12/78
Fandikana Fanononana — Al-Hajj
يَدْعُو مِن دُونِ اللَّهِ مَا لَا يَضُرُّهُ وَمَا لَا يَنفَعُهُ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الضَّلَالُ الْبَعِيدُ ۝١٢
Yad`oo min doonil laahi maa laa yadurruhoo wa maa laa yanfa`uh` zaalika huwad dalaalul ba`ed
📖 Dikany Malagasy
Mitalaho amin’ny hafa ankoatr’I Allah izy izay tsy afaka manao ratsy aminy na manao tsara aminy ; izany no tena fahaverezana lalina.
🎧 Henoy

📜 Andininy 10-14 — Al-Hajj

10ذَٰلِكَ بِمَا قَدَّمَتْ يَدَاكَ وَأَنَّ اللَّهَ لَيْسَ بِظَلَّامٍ لِّلْعَبِيدِ
Izany dia vokatry ny nataon’ny tananao roa, ary marina fa I Allah dia tsy mpanao ny tsy rariny amin’ireo mpanompo.
11وَمِنَ النَّاسِ مَن يَعْبُدُ اللَّهَ عَلَىٰ حَرْفٍ ۖ فَإِنْ أَصَابَهُ خَيْرٌ اطْمَأَنَّ بِهِ ۖ وَإِنْ أَصَابَتْهُ فِتْنَةٌ انقَلَبَ عَلَىٰ وَجْهِهِ خَسِرَ الدُّنْيَا وَالْآخِرَةَ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الْخُسْرَانُ الْمُبِينُ
Ary misy amin’ny olombelona izay manompo an'I Allah an-tendrony (am-pisalasalana). Raha misy zavatra tsara tonga aminy dia finaritra amin’izany izy ; fa raha misy fitsapana kosa tonga aminy dia manodina tarehy (tsy mino intsony) izy ; koa maty antoka izy ety an-tany sy any ankoatra. Izany no tena faty antoka miharihary.
12يَدْعُو مِن دُونِ اللَّهِ مَا لَا يَضُرُّهُ وَمَا لَا يَنفَعُهُ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الضَّلَالُ الْبَعِيدُ
Mitalaho amin’ny hafa ankoatr’I Allah izy izay tsy afaka manao ratsy aminy na manao tsara aminy ; izany no tena fahaverezana lalina.
13يَدْعُو لَمَن ضَرُّهُ أَقْرَبُ مِن نَّفْعِهِ ۚ لَبِئْسَ الْمَوْلَىٰ وَلَبِئْسَ الْعَشِيرُ
Mitalaho amin’ny ratsy izay manakaiky azy tokoa izy noho ny tombotsoany, izany no mpiahy tena ratsy tokoa sy namana tena ratsy !
14إِنَّ اللَّهَ يُدْخِلُ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ ۚ إِنَّ اللَّهَ يَفْعَلُ مَا يُرِيدُ
Marina fa I Allah no mampiditra ireo izay mino sy ireo izay manao asa soa ao amin’ny Paradisa, izay misy renirano mikoriana ao ambaniny. Marina fa I Allah dia manao izay tiany.
Al-HajjFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Hajj 12

Surah Al-Hajj Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mitalaho amin’ny hafa ankoatr’I Allah izy izay tsy afaka manao…

Surah Andininy 12/78 — Al-Hajj الحج (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hajj Henoy, Al-Hajj Fandikana, Al-Hajj mp3, Al-Hajj pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers