Ash-Shu'ara · 3/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
لَعَلَّكَ بَاخِعٌ نَّفْسَكَ أَلَّا يَكُونُوا مُؤْمِنِينَ ۝٣
La`allaka baakhi`un nafsaka allaa yakoonoo mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Mety ho reraky ny alahelo ianao,fa tsy mino izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Ash-Shu'ara

1طسم
Twa, Sin, Mim.
2تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْمُبِينِ
Indro ireo andinin’ilay Boky mazava.
3لَعَلَّكَ بَاخِعٌ نَّفْسَكَ أَلَّا يَكُونُوا مُؤْمِنِينَ
Mety ho reraky ny alahelo ianao,fa tsy mino izy ireo.
4إِن نَّشَأْ نُنَزِّلْ عَلَيْهِم مِّنَ السَّمَاءِ آيَةً فَظَلَّتْ أَعْنَاقُهُمْ لَهَا خَاضِعِينَ
Raha sitrakay dia ho nampidininay tamin’izy ireo avy eny an-danitra ny famantarana iray, ka ho tavela hiondrika amin’izany ny hatok’izy ireo.
5وَمَا يَأْتِيهِم مِّن ذِكْرٍ مِّنَ الرَّحْمَٰنِ مُحْدَثٍ إِلَّا كَانُوا عَنْهُ مُعْرِضِينَ
Ary tsy misy fampahatsiahivana vaovao avy amin’Ilay be Fiantrana tonga amin’izy ireo, ka tsy mitodi-damosina amin’izany izy ireo.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 3

Surah Ash-Shu'ara Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mety ho reraky ny alahelo ianao,fa tsy mino izy ireo.

Surah Andininy 3/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers