Al-'Ankabut · 43/69
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Ankabut
وَتِلْكَ الْأَمْثَالُ نَضْرِبُهَا لِلنَّاسِ ۖ وَمَا يَعْقِلُهَا إِلَّا الْعَالِمُونَ ۝٤٣
Wa tilkal amsaalu nadribuhaa linnaasi wa maa ya`qiluhaaa illal `aalimoon
📖 Dikany Malagasy
Toy izany ireo fanoharana izay nasehonay tamin’ny olona, kanefa tsy misy afaka nisaintsaina izany afa-tsy ireo manam-pahaizana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Surah Al-'Ankabut

41مَثَلُ الَّذِينَ اتَّخَذُوا مِن دُونِ اللَّهِ أَوْلِيَاءَ كَمَثَلِ الْعَنكَبُوتِ اتَّخَذَتْ بَيْتًا ۖ وَإِنَّ أَوْهَنَ الْبُيُوتِ لَبَيْتُ الْعَنكَبُوتِ ۖ لَوْ كَانُوا يَعْلَمُونَ
Ireo izay nandray mpiaro hafa ankoatr’I Allah dia mitovy amin’ny hala izay miantehitra amin’ny tranony. Marina fa ny trano tena marefo indrindra dia ny tranon-kala, raha toa ka mba fantatr’izy ireo !
42إِنَّ اللَّهَ يَعْلَمُ مَا يَدْعُونَ مِن دُونِهِ مِن شَيْءٍ ۚ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Tena marina fa Allah dia mahalala ny zava-drehetra hafa ivelany izay antsoin’izy ireo. Fa Izy Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
43وَتِلْكَ الْأَمْثَالُ نَضْرِبُهَا لِلنَّاسِ ۖ وَمَا يَعْقِلُهَا إِلَّا الْعَالِمُونَ
Toy izany ireo fanoharana izay nasehonay tamin’ny olona, kanefa tsy misy afaka nisaintsaina izany afa-tsy ireo manam-pahaizana.
44خَلَقَ اللَّهُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ بِالْحَقِّ ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّلْمُؤْمِنِينَ
Nahary ireo lanitra sy tany tamim-pahamarinana I Allah. Marina fa ao anatin’izany dia misy porofo ho an’ireo mpino.
45اتْلُ مَا أُوحِيَ إِلَيْكَ مِنَ الْكِتَابِ وَأَقِمِ الصَّلَاةَ ۖ إِنَّ الصَّلَاةَ تَنْهَىٰ عَنِ الْفَحْشَاءِ وَالْمُنكَرِ ۗ وَلَذِكْرُ اللَّهِ أَكْبَرُ ۗ وَاللَّهُ يَعْلَمُ مَا تَصْنَعُونَ
Tanisao izay nambara taminao avy amin’ny Boky, ary tanteraho ny vavaka (soalat). Tena marina fa ny vavaka (soalat) dia manakana amin’ny asa vetaveta sy ny asa ratsy. Fa ny fahatsiarovana an’I Allah no tena lehibe indrindra. Ary Allah dia mahafantatra izay ataonareo.
Al-'AnkabutFizahan-takila Koraña
69Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-'Ankabut 43

Surah Al-'Ankabut Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany ireo fanoharana izay nasehonay tamin’ny olona, kanefa tsy…

Surah Andininy 43/69 — Surah Al-'Ankabut العنكبوت (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Ankabut Henoy, Surah Al-'Ankabut Fandikana, Surah Al-'Ankabut mp3, Surah Al-'Ankabut pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 21, 2026

Don't forget us in your sincere prayers