Ya-Sina · 58/83
Fandikana Fanononana — Ya-Sina
سَلَامٌ قَوْلًا مِّن رَّبٍّ رَّحِيمٍ ۝٥٨
Salaamun qawlam mir Rabbir Raheem
📖 Dikany Malagasy
Fandriampahalemana ! ( Salam ) no teny avy amin’ny Tompo be Indrafo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 56-60 — Ya-Sina

56هُمْ وَأَزْوَاجُهُمْ فِي ظِلَالٍ عَلَى الْأَرَائِكِ مُتَّكِئُونَ
Eo ambany alokalok'izy ireo sy ny vadiny no mitehin-kiho eo ambony seza lava.
57لَهُمْ فِيهَا فَاكِهَةٌ وَلَهُم مَّا يَدَّعُونَ
Hahazo voankazo izy ireo ao, ary hahazo izay rehetra tadiaviny.
58سَلَامٌ قَوْلًا مِّن رَّبٍّ رَّحِيمٍ
Fandriampahalemana ! ( Salam ) no teny avy amin’ny Tompo be Indrafo.
59وَامْتَازُوا الْيَوْمَ أَيُّهَا الْمُجْرِمُونَ
Ary miataha lavitra ianareo amin’izany andro izany ! Ry Mpanao heloka be vava!
60۞ أَلَمْ أَعْهَدْ إِلَيْكُمْ يَا بَنِي آدَمَ أَن لَّا تَعْبُدُوا الشَّيْطَانَ ۖ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
Moa tsy efa nifanaiky taminareo ve Aho, ry taranak’i Adama, mba tsy hanompo ny devoly ? Satria fahavalo miharihary ho anareo tokoa izy.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
58Andininy

Fandikana — Ya-Sina 58

Surah Ya-Sina Andininy 58 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fandriampahalemana ! ( Salam ) no teny avy amin’ny Tompo…

Surah Andininy 58/83 — Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ya-Sina Henoy, Ya-Sina Fandikana, Ya-Sina mp3, Ya-Sina pdf. Andininy 56–60. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers