Ya-Sina · 59/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
وَامْتَازُوا الْيَوْمَ أَيُّهَا الْمُجْرِمُونَ ۝٥٩
Wamtaazul Yawma ayyuhal mujrimoon
📖 Dikany Malagasy
Ary miataha lavitra ianareo amin’izany andro izany ! Ry Mpanao heloka be vava!

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 57-61 — Surah Ya-Sina

57لَهُمْ فِيهَا فَاكِهَةٌ وَلَهُم مَّا يَدَّعُونَ
Hahazo voankazo izy ireo ao, ary hahazo izay rehetra tadiaviny.
58سَلَامٌ قَوْلًا مِّن رَّبٍّ رَّحِيمٍ
Fandriampahalemana ! ( Salam ) no teny avy amin’ny Tompo be Indrafo.
59وَامْتَازُوا الْيَوْمَ أَيُّهَا الْمُجْرِمُونَ
Ary miataha lavitra ianareo amin’izany andro izany ! Ry Mpanao heloka be vava!
60۞ أَلَمْ أَعْهَدْ إِلَيْكُمْ يَا بَنِي آدَمَ أَن لَّا تَعْبُدُوا الشَّيْطَانَ ۖ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
Moa tsy efa nifanaiky taminareo ve Aho, ry taranak’i Adama, mba tsy hanompo ny devoly ? Satria fahavalo miharihary ho anareo tokoa izy.
61وَأَنِ اعْبُدُونِي ۚ هَٰذَا صِرَاطٌ مُّسْتَقِيمٌ
Fa hanompo Ahy ianareo ? Izany no lalana mahitsy.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
59Andininy

Fandikana — Ya-Sina 59

Surah Ya-Sina Andininy 59 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary miataha lavitra ianareo amin’izany andro izany ! Ry Mpanao…

Surah Andininy 59/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 57–61. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers