Ya-Sina · 57/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
لَهُمْ فِيهَا فَاكِهَةٌ وَلَهُم مَّا يَدَّعُونَ ۝٥٧
Lahum feehaa faakiha tunw-wa lahum maa yadda`oon
📖 Dikany Malagasy
Hahazo voankazo izy ireo ao, ary hahazo izay rehetra tadiaviny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 55-59 — Surah Ya-Sina

55إِنَّ أَصْحَابَ الْجَنَّةِ الْيَوْمَ فِي شُغُلٍ فَاكِهُونَ
Amin’izany andro izany, dia ho variana amin’ny fahasambarana azon’izy ireo ny olon’ny Paradisa.
56هُمْ وَأَزْوَاجُهُمْ فِي ظِلَالٍ عَلَى الْأَرَائِكِ مُتَّكِئُونَ
Eo ambany alokalok'izy ireo sy ny vadiny no mitehin-kiho eo ambony seza lava.
57لَهُمْ فِيهَا فَاكِهَةٌ وَلَهُم مَّا يَدَّعُونَ
Hahazo voankazo izy ireo ao, ary hahazo izay rehetra tadiaviny.
58سَلَامٌ قَوْلًا مِّن رَّبٍّ رَّحِيمٍ
Fandriampahalemana ! ( Salam ) no teny avy amin’ny Tompo be Indrafo.
59وَامْتَازُوا الْيَوْمَ أَيُّهَا الْمُجْرِمُونَ
Ary miataha lavitra ianareo amin’izany andro izany ! Ry Mpanao heloka be vava!
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — Ya-Sina 57

Surah Ya-Sina Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hahazo voankazo izy ireo ao, ary hahazo izay rehetra tadiaviny.

Surah Andininy 57/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers