Az-Zumar · 1/75
Fandikana Fanononana — Surah Az-Zumar
تَنزِيلُ الْكِتَابِ مِنَ اللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَكِيمِ ۝١
Tanzeelul Kitaabi minal laahil `Azeezil Hakeem
📖 Dikany Malagasy
Ny fanambaràna ny Boky dia avy amin’I Allah, ilay Tsitoha, ilay be Fahendrena.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Az-Zumar

1تَنزِيلُ الْكِتَابِ مِنَ اللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَكِيمِ
Ny fanambaràna ny Boky dia avy amin’I Allah, ilay Tsitoha, ilay be Fahendrena.
2إِنَّا أَنزَلْنَا إِلَيْكَ الْكِتَابَ بِالْحَقِّ فَاعْبُدِ اللَّهَ مُخْلِصًا لَّهُ الدِّينَ
Hamafisina, fa Izahay no nampidina tamim-pahamarinana ny Boky taminao. Koa tompoy áry I Allah, ary atokano irery ho Azy ny finoana.
3أَلَا لِلَّهِ الدِّينُ الْخَالِصُ ۚ وَالَّذِينَ اتَّخَذُوا مِن دُونِهِ أَوْلِيَاءَ مَا نَعْبُدُهُمْ إِلَّا لِيُقَرِّبُونَا إِلَى اللَّهِ زُلْفَىٰ إِنَّ اللَّهَ يَحْكُمُ بَيْنَهُمْ فِي مَا هُمْ فِيهِ يَخْتَلِفُونَ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَا يَهْدِي مَنْ هُوَ كَاذِبٌ كَفَّارٌ
An’I Allah ny finoana madio, fa ireo izay maka piahy hafa ankoatr’Azy kosa dia milaza hoe: “ny hampanakaiky anay kokoa amin’I Allah no anompoanay azy ireo”. Hamafisina, fa hitsara azy ireo amin’izay mampifanditra azy ireo I Allah. Tsy mitari-dàlana izay mpandainga sy tsy mahay mankasitraka tokoa I Allah.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Az-Zumar 1

Surah Az-Zumar Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny fanambaràna ny Boky dia avy amin’I Allah, ilay Tsitoha,…

Surah Andininy 1/75 — Surah Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Az-Zumar Henoy, Surah Az-Zumar Fandikana, Surah Az-Zumar mp3, Surah Az-Zumar pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers