An-Nisa · 15/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
وَاللَّاتِي يَأْتِينَ الْفَاحِشَةَ مِن نِّسَائِكُمْ فَاسْتَشْهِدُوا عَلَيْهِنَّ أَرْبَعَةً مِّنكُمْ ۖ فَإِن شَهِدُوا فَأَمْسِكُوهُنَّ فِي الْبُيُوتِ حَتَّىٰ يَتَوَفَّاهُنَّ الْمَوْتُ أَوْ يَجْعَلَ اللَّهُ لَهُنَّ سَبِيلًا ۝١٥
Wallaatee yaateenal faahishata min nisaaa`ikum fastashhidoo `alaihinna arba`atam minkum fa in shahidoo fa amsikoohunna fil buyooti hatta yatawaffaa hunnal mawtu aw yaj`alal laahu lahunna sabeelaa
📖 Dikany Malagasy
Ho an’ireo vehivavinareo izay manao asa vetaveta (mijangajanga), dia manangàna vavolombelona efatra Aminareo eo anatrehany. Koa raha nitsangana vavolombelona izy ireo, dia tazony ao an-trano izy ireo, mandra-pahatongavan’ny fahafatesany, na koa i Allah hamoaka lalàna hafa ho azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah An-Nisa

13تِلْكَ حُدُودُ اللَّهِ ۚ وَمَن يُطِعِ اللَّهَ وَرَسُولَهُ يُدْخِلْهُ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ
Izany ary no didin’i Allah. Ary izay mankato an’i Allah sy ny Irany, dia ampidiriny ao amin’ny Paradisa, izay misy ireo renirano mikoriana ao ambaniny. Hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Ary izany no fahombiazana lehibe indrindra !
14وَمَن يَعْصِ اللَّهَ وَرَسُولَهُ وَيَتَعَدَّ حُدُودَهُ يُدْخِلْهُ نَارًا خَالِدًا فِيهَا وَلَهُ عَذَابٌ مُّهِينٌ
Ary izay tsy nankatò an’i Allah sy ny Irany kosa, ary nandika ny didiny, dia ampidiriny ao anaty afobe, ka hitoetra ao mandrakizay. Ary ho azy ny famaizana manala-baraka.
15وَاللَّاتِي يَأْتِينَ الْفَاحِشَةَ مِن نِّسَائِكُمْ فَاسْتَشْهِدُوا عَلَيْهِنَّ أَرْبَعَةً مِّنكُمْ ۖ فَإِن شَهِدُوا فَأَمْسِكُوهُنَّ فِي الْبُيُوتِ حَتَّىٰ يَتَوَفَّاهُنَّ الْمَوْتُ أَوْ يَجْعَلَ اللَّهُ لَهُنَّ سَبِيلًا
Ho an’ireo vehivavinareo izay manao asa vetaveta (mijangajanga), dia manangàna vavolombelona efatra Aminareo eo anatrehany. Koa raha nitsangana vavolombelona izy ireo, dia tazony ao an-trano izy ireo, mandra-pahatongavan’ny fahafatesany, na koa i Allah hamoaka lalàna hafa ho azy ireo.
16وَاللَّذَانِ يَأْتِيَانِهَا مِنكُمْ فَآذُوهُمَا ۖ فَإِن تَابَا وَأَصْلَحَا فَأَعْرِضُوا عَنْهُمَا ۗ إِنَّ اللَّهَ كَانَ تَوَّابًا رَّحِيمًا
Ary ny Olona roa izay nahavita izany asa vetaveta izany Taminareo, dia ampijalio. Raha mibebaka izy roa ka manova ny toetrany, dia avelao hiaina amim-piadanana. Tena marina fa i Allah dia Mpandray ny fibebahana sy be Indrafo.
17إِنَّمَا التَّوْبَةُ عَلَى اللَّهِ لِلَّذِينَ يَعْمَلُونَ السُّوءَ بِجَهَالَةٍ ثُمَّ يَتُوبُونَ مِن قَرِيبٍ فَأُولَٰئِكَ يَتُوبُ اللَّهُ عَلَيْهِمْ ۗ وَكَانَ اللَّهُ عَلِيمًا حَكِيمًا
Tena marina fa ny fibebahana amin’i Allah, dia ho an’ireo manao asa ratsy nohon'ny habadoana, avy eo izy ireo mibebaka haingana. Izy ireny dia eken’i Allah ny fibebahan'izy ireo. Tena marina fa i Allah dia Mahalala sy be Fahendrena.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
15Andininy

Fandikana — An-Nisa 15

Surah An-Nisa Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho an’ireo vehivavinareo izay manao asa vetaveta (mijangajanga), dia manangàna…

Surah Andininy 15/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers