An-Nisa · 150/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
إِنَّ الَّذِينَ يَكْفُرُونَ بِاللَّهِ وَرُسُلِهِ وَيُرِيدُونَ أَن يُفَرِّقُوا بَيْنَ اللَّهِ وَرُسُلِهِ وَيَقُولُونَ نُؤْمِنُ بِبَعْضٍ وَنَكْفُرُ بِبَعْضٍ وَيُرِيدُونَ أَن يَتَّخِذُوا بَيْنَ ذَٰلِكَ سَبِيلًا ۝١٥٠
Innal lazeena yakkfuroona billaahi wa Rusulihee wa yureedoona ai yufarriqoo bainal laahi wa Rusulihee wa yaqooloona nu`minu biba`dinw wa nakfuru biba` dinw wa yureedoona ai yattakhizoo baina zaalika sabeelaa
📖 Dikany Malagasy
Ary tena marina fa ireo izay tsy mino an’I Allah sy ireo Irany, sy mila hanavaka an’I Allah sy ireo Irany, ka miteny hoe: “Izahay dia mino ny sasany amin’izy ireo, fa tsy mino ireo sasany hafa kosa», ary mitady handray fanapahan-kevitra hafa anelanelan’izany izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 148-152 — Surah An-Nisa

148۞ لَّا يُحِبُّ اللَّهُ الْجَهْرَ بِالسُّوءِ مِنَ الْقَوْلِ إِلَّا مَن ظُلِمَ ۚ وَكَانَ اللَّهُ سَمِيعًا عَلِيمًا
Allah dia tsy tia ny fanaborahana ny teny ratsy, afa tsy izay niharan’ny tsy rariny. Ary I Allah dia Maheno sy Mahalala ny zava-drehetra.
149إِن تُبْدُوا خَيْرًا أَوْ تُخْفُوهُ أَوْ تَعْفُوا عَن سُوءٍ فَإِنَّ اللَّهَ كَانَ عَفُوًّا قَدِيرًا
Na manao ny tsara mibaribary na miafina ianareo, na koa mamela heloka amin’ny ratsy, tena marina fa I Allah dia be famelan-keloka, mahavita ny zava-drehetra.
150إِنَّ الَّذِينَ يَكْفُرُونَ بِاللَّهِ وَرُسُلِهِ وَيُرِيدُونَ أَن يُفَرِّقُوا بَيْنَ اللَّهِ وَرُسُلِهِ وَيَقُولُونَ نُؤْمِنُ بِبَعْضٍ وَنَكْفُرُ بِبَعْضٍ وَيُرِيدُونَ أَن يَتَّخِذُوا بَيْنَ ذَٰلِكَ سَبِيلًا
Ary tena marina fa ireo izay tsy mino an’I Allah sy ireo Irany, sy mila hanavaka an’I Allah sy ireo Irany, ka miteny hoe: “Izahay dia mino ny sasany amin’izy ireo, fa tsy mino ireo sasany hafa kosa», ary mitady handray fanapahan-kevitra hafa anelanelan’izany izy ireo.
151أُولَٰئِكَ هُمُ الْكَافِرُونَ حَقًّا ۚ وَأَعْتَدْنَا لِلْكَافِرِينَ عَذَابًا مُّهِينًا
Izy ireo tokoa no tena tsy mpino marina!, ary efa nomaninay ho an’ireo tsy mpino ny sazy manalabaraka.
152وَالَّذِينَ آمَنُوا بِاللَّهِ وَرُسُلِهِ وَلَمْ يُفَرِّقُوا بَيْنَ أَحَدٍ مِّنْهُمْ أُولَٰئِكَ سَوْفَ يُؤْتِيهِمْ أُجُورَهُمْ ۗ وَكَانَ اللَّهُ غَفُورًا رَّحِيمًا
Ary ireo izay nino an’I Allah sy ireo Irany, ary tsy nanavaka na dia iray aza tamin’izy ireny, izy ireny no hotoloran’I Allah ny valin-kasasarany. Ary I Allah dia be famelan-keloka, be fiantrana.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
150Andininy

Fandikana — An-Nisa 150

Surah An-Nisa Andininy 150 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena marina fa ireo izay tsy mino an’I Allah…

Surah Andininy 150/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 148–152. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers