Ash-Shura · 45/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
وَتَرَاهُمْ يُعْرَضُونَ عَلَيْهَا خَاشِعِينَ مِنَ الذُّلِّ يَنظُرُونَ مِن طَرْفٍ خَفِيٍّ ۗ وَقَالَ الَّذِينَ آمَنُوا إِنَّ الْخَاسِرِينَ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ وَأَهْلِيهِمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۗ أَلَا إِنَّ الظَّالِمِينَ فِي عَذَابٍ مُّقِيمٍ ۝٤٥
Wa taraahum yu`radoona `alaihaa khaashi`eena minazzulli yanzuroona min tarfin khaifiyy; wa qaalal lazeena aamanooo innal khaasireenal lazeena khasiroon anfusahum wa ahleehim Yawmal Qiyaamah; alaaa innaz zaalimeena fee`azaabim muqeem
📖 Dikany Malagasy
Ary dia ho hitanao eo anoloan’ny afobe izy ireo, mitaintaina ao anatin’ny henatra, sady mijery amim-pahatahorana, fa ireo nino kosa hiteny hoe : “ ny tena maty antoka dia ireo izay nanomana ny fahaverezany sy ny fianakaviany, amin’ny andro fitsanganana.” Hiharan’ny fanasaziana maharitra tokoa ireo mpanao ny tsy rariny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 43-47 — Ash-Shura

43وَلَمَن صَبَرَ وَغَفَرَ إِنَّ ذَٰلِكَ لَمِنْ عَزْمِ الْأُمُورِ
Fa izay manam-paharetana sy mamela heloka, dia izany no tsara indrindra amin’ny raharaha rehetra.
44وَمَن يُضْلِلِ اللَّهُ فَمَا لَهُ مِن وَلِيٍّ مِّن بَعْدِهِ ۗ وَتَرَى الظَّالِمِينَ لَمَّا رَأَوُا الْعَذَابَ يَقُولُونَ هَلْ إِلَىٰ مَرَدٍّ مِّن سَبِيلٍ
Ary na iza na iza ataon’I Allah amin’ny fahaverezana dia tsy manana mpiahy intsony aoriany. Nefa dia hahita ireo olona mpanao ny tsy rariny ianao, hiteny eo am-pahitana ny fanasaziana hoe : “Misy fomba hiverenana va ?”
45وَتَرَاهُمْ يُعْرَضُونَ عَلَيْهَا خَاشِعِينَ مِنَ الذُّلِّ يَنظُرُونَ مِن طَرْفٍ خَفِيٍّ ۗ وَقَالَ الَّذِينَ آمَنُوا إِنَّ الْخَاسِرِينَ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ وَأَهْلِيهِمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۗ أَلَا إِنَّ الظَّالِمِينَ فِي عَذَابٍ مُّقِيمٍ
Ary dia ho hitanao eo anoloan’ny afobe izy ireo, mitaintaina ao anatin’ny henatra, sady mijery amim-pahatahorana, fa ireo nino kosa hiteny hoe : “ ny tena maty antoka dia ireo izay nanomana ny fahaverezany sy ny fianakaviany, amin’ny andro fitsanganana.” Hiharan’ny fanasaziana maharitra tokoa ireo mpanao ny tsy rariny.
46وَمَا كَانَ لَهُم مِّنْ أَوْلِيَاءَ يَنصُرُونَهُم مِّن دُونِ اللَّهِ ۗ وَمَن يُضْلِلِ اللَّهُ فَمَا لَهُ مِن سَبِيلٍ
Tsy hanana mpiahy ankoatra an’I Allah izy ireo hamonjy azy, ary izay verezin’I Allah dia tsy hahita lalana intsony.
47اسْتَجِيبُوا لِرَبِّكُم مِّن قَبْلِ أَن يَأْتِيَ يَوْمٌ لَّا مَرَدَّ لَهُ مِنَ اللَّهِ ۚ مَا لَكُم مِّن مَّلْجَإٍ يَوْمَئِذٍ وَمَا لَكُم مِّن نَّكِيرٍ
Valio ny antson’ny Tomponareo, mialohan’ny hahatongavan’ilay andro (farany) izay tsy hanemoran'Allah intsony. Amin’io andro io, dia tsy hisy fialokalofana ho anareo, ka tsy ho azonareo lavina mihitsy.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
45Andininy

Fandikana — Ash-Shura 45

Surah Ash-Shura Andininy 45 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary dia ho hitanao eo anoloan’ny afobe izy ireo, mitaintaina…

Surah Andininy 45/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 43–47. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers