Ash-Shura · 53/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
صِرَاطِ اللَّهِ الَّذِي لَهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۗ أَلَا إِلَى اللَّهِ تَصِيرُ الْأُمُورُ ۝٥٣
Siraatil laahil lazee lahoo maa fis samaawaati wa maa fil ard; alaaa ilal laahi taseerul umoor
📖 Dikany Malagasy
Ny lalan’I Allah, ilay Tompon’izay any an-danitra sy ety an-tany. Eny ! ho any amin’I Allah avokoa no hiafaran’ny zavatra rehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 51-53 — Ash-Shura

51۞ وَمَا كَانَ لِبَشَرٍ أَن يُكَلِّمَهُ اللَّهُ إِلَّا وَحْيًا أَوْ مِن وَرَاءِ حِجَابٍ أَوْ يُرْسِلَ رَسُولًا فَيُوحِيَ بِإِذْنِهِ مَا يَشَاءُ ۚ إِنَّهُ عَلِيٌّ حَكِيمٌ
Tsy natao hitenenan’I Allah (mivantana) ny olombelona, raha tsy amin’ny alalan’ny fanambarana, na ambadiky ny rakotra, na mandefa Iraka (Anjely) izay nahazo alalana avy Aminy izy, hitondra ny fanambarana, araka izay sitrany. Ambony indrindra Izy sady be fahendrena.
52وَكَذَٰلِكَ أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ رُوحًا مِّنْ أَمْرِنَا ۚ مَا كُنتَ تَدْرِي مَا الْكِتَابُ وَلَا الْإِيمَانُ وَلَٰكِن جَعَلْنَاهُ نُورًا نَّهْدِي بِهِ مَن نَّشَاءُ مِنْ عِبَادِنَا ۚ وَإِنَّكَ لَتَهْدِي إِلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Ary toy izany no nanambaranay taminao ny fanahy (Koroany) avy amin’ny alalan’ny baiko avy Aminay. Tsy nanana fahalalana ny amin’ny Boky sy ny finoana ianao saingy nataonay fahazavana hitarihanay izay tianay amin’ireo mpanomponay izany. Ary hamafisina, fa mitari-dalana ho amin’ny lalana mahitsy ianao,
53صِرَاطِ اللَّهِ الَّذِي لَهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۗ أَلَا إِلَى اللَّهِ تَصِيرُ الْأُمُورُ
Ny lalan’I Allah, ilay Tompon’izay any an-danitra sy ety an-tany. Eny ! ho any amin’I Allah avokoa no hiafaran’ny zavatra rehetra.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Ash-Shura 53

Surah Ash-Shura Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny lalan’I Allah, ilay Tompon’izay any an-danitra sy ety an-tany.…

Surah Andininy 53/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 51–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers