Al-Maidah · 24/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
قَالُواْ يَٰمُوسَىٰٓ إِنَّا لَن نَّدۡخُلَهَآ أَبَدًا مَّا دَامُواْ فِيهَا فَٱذۡهَبۡ أَنتَ وَرَبُّكَ فَقَٰتِلَآ إِنَّا هَٰهُنَا قَٰعِدُونَ  ۝٢٤
Qaaloo yaa Moosaaa innaa lan nadkhulahaa abadam maa daamoo feehaa fazhab anta wa Rabbuka faqaatilaaa innaa haahunaa qaa`idoon
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “O ry Mosesy izahay dia tsy hiditra ao mihitsy raha mbola ao izy ireo. Ka mandehana ianao sy ny Tomponao, ka miadia ianareo roa, fa izahay kosa dia hijanona hipetraka eto amin’ny toerana misy anay eto”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 22-26 — Al-Maidah

22قَالُواْ يَٰمُوسَىٰٓ إِنَّ فِيهَا قَوۡمًا جَبَّارِينَ وَإِنَّا لَن نَّدۡخُلَهَا حَتَّىٰ يَخۡرُجُواْ مِنۡهَا فَإِن يَخۡرُجُواْ مِنۡهَا فَإِنَّا دَٰخِلُونَ 
Niteny izy ireo hoe: “O ry Mosesy! Tena misy vahoaka matanjaka be monina ao. Ka izahay dia tsy hiditra ao velively mandra-pivoahan’izy ireo ao. Raha mivoaka avy ao kosa izy ireo, tonga dia hiditra ao tokoa izahay.
23قَالَ رَجُلَانِ مِنَ ٱلَّذِينَ يَخَافُونَ أَنۡعَمَ ٱللَّهُ عَلَيۡهِمَا ٱدۡخُلُواْ عَلَيۡهِمُ ٱلۡبَابَ فَإِذَا دَخَلۡتُمُوهُ فَإِنَّكُمۡ غَٰلِبُونَۚ وَعَلَى ٱللَّهِ فَتَوَكَّلُوٓاْ إِن كُنتُم مُّؤۡمِنِينَ 
Niteny ny lehilahy roa tamin’ireo izay matahotra an’i Allah, izay nosoavin’i Allah, hoe: “Midira ao amin’izy ireo ianareo avy amin’ny varavarana, fa rehefa tafiditra ao ianareo dia tsy maintsy ho mpandresy ianareo. Ary amin'I Allah no tokony hanankinanareo ny fahatokisanareo, raha tena mpino tokoa ianareo”.
24قَالُواْ يَٰمُوسَىٰٓ إِنَّا لَن نَّدۡخُلَهَآ أَبَدًا مَّا دَامُواْ فِيهَا فَٱذۡهَبۡ أَنتَ وَرَبُّكَ فَقَٰتِلَآ إِنَّا هَٰهُنَا قَٰعِدُونَ 
Niteny izy ireo hoe : “O ry Mosesy izahay dia tsy hiditra ao mihitsy raha mbola ao izy ireo. Ka mandehana ianao sy ny Tomponao, ka miadia ianareo roa, fa izahay kosa dia hijanona hipetraka eto amin’ny toerana misy anay eto”.
25قَالَ رَبِّ إِنِّي لَآ أَمۡلِكُ إِلَّا نَفۡسِي وَأَخِيۖ فَٱفۡرُقۡ بَيۡنَنَا وَبَيۡنَ ٱلۡقَوۡمِ ٱلۡفَٰسِقِينَ 
Niteny Izy hoe: “Tompo o! Tsy manana fahefana aho afa-tsy amin’ny tenako sy amin’ny rahalahiko ihany. Ka saraho izahay amin’ireo vahoaka mpanao ratsy.”
26قَالَ فَإِنَّهَا مُحَرَّمَةٌ عَلَيۡهِمۡۛ أَرۡبَعِينَ سَنَةًۛ يَتِيهُونَ فِي ٱلۡأَرۡضِۚ فَلَا تَأۡسَ عَلَى ٱلۡقَوۡمِ ٱلۡفَٰسِقِينَ 
Niteny Izy (Allah) hoe: “Tena marina fa izany (tany masina izany) dia voarara amin’izy ireo, mandritry ny efa-polo taona. Hirenireny eran-tany izy ireo, ka aoka tsy hampalahelo anao ny momba ireo vahoaka mpanao ratsy ireo”.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
24Andininy

Fandikana — Al-Maidah 24

Surah Andininy 24/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers