At-Toury · 7/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
إِنَّ عَذَابَ رَبِّكَ لَوَاقِعٌ ۝٧
Inna `azaaba Rabbika lawaaqi
📖 Dikany Malagasy
Fa tsy maintsy hitranga ny famaizan’ny Tomponao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah At-Toury

5وَالسَّقْفِ الْمَرْفُوعِ
Amin’ny lanitra ambony.
6وَالْبَحْرِ الْمَسْجُورِ
Amin’ny ranomasina ampangotrahana (amin’ny andro farany)
7إِنَّ عَذَابَ رَبِّكَ لَوَاقِعٌ
Fa tsy maintsy hitranga ny famaizan’ny Tomponao.
8مَّا لَهُ مِن دَافِعٍ
Tsy misy afaka hisakana izany.
9يَوْمَ تَمُورُ السَّمَاءُ مَوْرًا
Amin’ny andro hampikorontana tanteraka ny lanitra.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — At-Toury 7

Surah At-Toury Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa tsy maintsy hitranga ny famaizan’ny Tomponao.

Surah Andininy 7/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers