Ar-Rahman · 51/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ ۝٥١
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbikumaa tukazzibaan
📖 Dikany Malagasy
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 49-53 — Ar-Rahman

49فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
50فِيهِمَا عَيْنَانِ تَجْرِيَانِ
Hisy loharano anankiroa mikoriana ao.
51فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
52فِيهِمَا مِن كُلِّ فَاكِهَةٍ زَوْجَانِ
Misy karazany roa isaky ny voankazo ao.
53فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
51Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 51

Surah Ar-Rahman Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo…

Surah Andininy 51/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.

Koraña Masina

Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers