Al-Waqi'ah · 39/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
ثُلَّةٌ مِّنَ الْأَوَّلِينَ ۝٣٩
Sullatum minal awwa leen
📖 Dikany Malagasy
Maro no voafidy tamin’ireo taranaka voalohany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 37-41 — Al-Waqi'ah

37عُرُبًا أَتْرَابًا
Mahatehotia, mitovy taona avokoa.
38لِّأَصْحَابِ الْيَمِينِ
Ho an’ireo olon’ny an-kavanana.
39ثُلَّةٌ مِّنَ الْأَوَّلِينَ
Maro no voafidy tamin’ireo taranaka voalohany.
40وَثُلَّةٌ مِّنَ الْآخِرِينَ
Ary maro ihany koa no voafidy tamin’ireo taranaka farany.
41وَأَصْحَابُ الشِّمَالِ مَا أَصْحَابُ الشِّمَالِ
Ary ireo olon’ny an-kavia. Iza moa ireo olon’ny an-kavia ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 39

Surah Al-Waqi'ah Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Maro no voafidy tamin’ireo taranaka voalohany.

Surah Andininy 39/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers