Al-Waqi'ah · 40/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَثُلَّةٌ مِّنَ الْآخِرِينَ ۝٤٠
Wa sullatum minal aakhireen
📖 Dikany Malagasy
Ary maro ihany koa no voafidy tamin’ireo taranaka farany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 38-42 — Surah Al-Waqi'ah

38لِّأَصْحَابِ الْيَمِينِ
Ho an’ireo olon’ny an-kavanana.
39ثُلَّةٌ مِّنَ الْأَوَّلِينَ
Maro no voafidy tamin’ireo taranaka voalohany.
40وَثُلَّةٌ مِّنَ الْآخِرِينَ
Ary maro ihany koa no voafidy tamin’ireo taranaka farany.
41وَأَصْحَابُ الشِّمَالِ مَا أَصْحَابُ الشِّمَالِ
Ary ireo olon’ny an-kavia. Iza moa ireo olon’ny an-kavia ?
42فِي سَمُومٍ وَحَمِيمٍ
Ho ao afovoan’ny rivotra mamay sy rano mangotraka izy ireo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 40

Surah Al-Waqi'ah Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary maro ihany koa no voafidy tamin’ireo taranaka farany.

Surah Andininy 40/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers