Al-Waqi'ah · 8/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
فَأَصْحَابُ الْمَيْمَنَةِ مَا أَصْحَابُ الْمَيْمَنَةِ ۝٨
Fa as haabul maimanati maaa as haabul maimanah
📖 Dikany Malagasy
Ireo olon’ny an-kavanana. Iza moa ireo olon’ny an-kavanana ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 6-10 — Al-Waqi'ah

6فَكَانَتْ هَبَاءً مُّنبَثًّا
Ka ho lasa vovoka miparitaka.
7وَكُنتُمْ أَزْوَاجًا ثَلَاثَةً
Ary amin’izany dia ho sokajy telo ianareo :
8فَأَصْحَابُ الْمَيْمَنَةِ مَا أَصْحَابُ الْمَيْمَنَةِ
Ireo olon’ny an-kavanana. Iza moa ireo olon’ny an-kavanana ?
9وَأَصْحَابُ الْمَشْأَمَةِ مَا أَصْحَابُ الْمَشْأَمَةِ
Ary ireo olon’ny an-kavia. Iza moa ireo olon’ny an-kavia ?
10وَالسَّابِقُونَ السَّابِقُونَ
Ireo voalohany dia izy ireo no ho voalohany.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 8

Surah Al-Waqi'ah Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo olon’ny an-kavanana. Iza moa ireo olon’ny an-kavanana ?

Surah Andininy 8/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers